Home 🎬 Bollywood 🎡 Pakistani 🎀 English Pop

Ampy Ahy

πŸ‘€ Ambondrona β€’ 🎼 5 β€’ ⏱️ 3:50
🎡 1164 characters
⏱️ 3:50 duration
πŸ†” ID: 10097953

πŸ“œ Lyrics

Nalaina izy ny hiantso indray
Te ho any aho anefa tsy sahy
" Zarako aza tsy hita hintsony ianao"
Avelako ho tapitra any
Sao izay ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany

Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef'izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
F'izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy

Ny ratrΓ m-po ho vita eny ihany
Ny fotoana eo hanampy ahy
Tsy hifanerena io sanatorial na tsapaina
F'ho hita eo ihany
Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an'izany

Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef'izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
F'izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy

Ambo-po ihany ve ny ahy
Tsy ho tsiny anefa izany
Ny fiainana mitohy hatrany
Tsara tso-drano

Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef'izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
F'izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy

Ampy zay tsy hanenina aho
Tsy mafy fo f'efa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy

⏱️ Synced Lyrics

[00:11.20] Nalaina izy ny hiantso indray
[00:14.32] Te ho any aho anefa tsy sahy
[00:18.53] " Zarako aza tsy hita hintsony ianao"
[00:25.08] Avelako ho tapitra any
[00:28.27] Sao izay ko no mba tiany atao
[00:32.95] Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany
[00:37.89] Tsy hanery azy aho na hanontany
[00:41.93] Manaiky koa aho rehef'izany
[00:45.07] No hitany fa mety ho azy
[00:48.66] Dia hionona ny saina
[00:51.65] Andeha aho hiala amin'izay
[00:55.13] F'izany ve no miandry ahy?
[00:59.25] Ampy izay, ampy ahy
[01:08.24] Ny ratrΓ m-po ho vita eny ihany
[01:11.90] Ny fotoana eo hanampy ahy
[01:15.06] Tsy hifanerena io sanatorial na tsapaina
[01:18.87] F'ho hita eo ihany
[01:21.71] Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
[01:29.68] Fa ny fitiavana tsy atao an'izany
[01:34.95] Tsy hanery azy aho na hanontany
[01:38.31] Manaiky koa aho rehef'izany
[01:41.63] No hitany fa mety ho azy
[01:45.01] Dia hionona ny saina
[01:48.67] Andeha aho hiala amin'izay
[01:51.19] F'izany ve no miandry ahy?
[01:55.79] Ampy izay, ampy ahy
[02:00.89] Ambo-po ihany ve ny ahy
[02:05.72] Tsy ho tsiny anefa izany
[02:08.23] Ny fiainana mitohy hatrany
[02:11.98] Tsara tso-drano
[02:41.25] Tsy hanery azy aho na hanontany
[02:44.84] Manaiky koa aho rehef'izany
[02:48.10] No hitany fa mety ho azy
[02:52.09] Dia hionona ny saina
[02:55.32] Andeha aho hiala amin'izay
[02:58.48] F'izany ve no miandry ahy?
[03:03.05] Ampy izay, ampy ahy
[03:20.72] Ampy zay tsy hanenina aho
[03:24.01] Tsy mafy fo f'efa izay no anjara
[03:27.72] Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
[03:30.79] Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy
[03:35.97]

⭐ Rate These Lyrics

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Average: 0.0/5 β€’ 0 ratings