Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Mafana

👤 Smaven 🎼 Madagascar Compil ⏱️ 4:03
🎵 3361 characters
⏱️ 4:03 duration
🆔 ID: 10359046

📜 Lyrics

¤¤ SMAVEN Mafana ¤¤

Mahay raha tianö
Mahay raha tiantsika
Mahay raha tianö
(Tsioka)
SMAVEN

Avia avia olo jiaby
'Lay ti-hagnano fety izy koa ndre ny ti-hiaigna
Malaky aty köa ti-hagnala asa löha, köa ti-hagnadigna porobolemo
Aza miasa löha saö vöasiaka vöasiaka
Amaray köa mandinika izaigny
Anaö hiambesanay (Ahahahaa)
Andre hiambesanay (Ohahahaaa)

Asiava olo amin'ny piste ary
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste akeo
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste ary
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste akeo
Asiava olo (Eka)

Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)

Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)

Akato tsisy tsaiky na olo-be
Köa fa latsaka akato efa rodobe
Tsisy mifampikötitry mifampimohe (mafana e) (Izaigny ii)
Aza magnano sary kerikery
Aza magnaiky ataön'olo ndindery
Hifaigna föagna f'aza magnaiky ambany e!
Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra aa
Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra yeeeaah aaa

Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Viavy saöfera, lehilahy pasazy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Tolognà aza asiagna decalage

Alö mitsambikimbikina e
Mitsangana f'aza midrikina e
Mahaivoka mbakan'ny bikini
MA-FA-NA hoà zahö
Alö mitsambikimbikina e
Mitsangana f'aza malemilemy
Mitsefa 'lay managna vody be
SA-MBÖ-RA manafo ö

Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Eba)
Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Eba)
Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)

Eee köa zanaka malagasy olo jiaby alö misaöma e
(Oiô)
Lombolombon'ny sakay sakay sakay hafanagna
Lombolombon'ny sakay
Lombolombon'ny sakay hafanagna

Fafako ty raianö
Nahoana e, nahaona e
Fafako ty raianö
Nahoana e, nahaona e
Hentiko lambanaö (Eka)
Hentiko ANTALAHA (Hindesa izio ee)
Hentiko SAMBAVA (Eka)
Hentiko VOHEMAR (Hindesa akagny e)
Hentiko vadinao (Heinhein)
Hentiko andeha andihy (Tsy amiako anaö ö)
Hentiko beranaö (Heinhein)
Hentiko andeha mandry (Tsy amiako izio ö)

Alefa DJ (Alefa)
Alefa DJ (Alefa)
Somay raha DJ (Somay)
Somay raha DJ (Somay)
Eoà DJ (Eoà)
Eoà DJ (Eoà)
Dontsagna DJ
Dontsagna mare DJ

Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)

Alahy zah karaha mafana
Alahy anao karaha mafana
Alahy izy karaha mafana
Haaa olo jiaby mafana
Amiamiaza rivotra ö
Amiamiaza rivotra ö
Amiamiaza rivotra ö
Saö ndreka toragna hafanagna

Mafana mafana mafana (hafanagna e)
Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana (Toragna hafanagna e)
Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana e (Mafy hafanagna e)
Mafana mafana mafana e (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana e (Toragna hafanagna e)
Mafana mafana mafana e ((Aia tany homboagna)

Ouhooh zanak'i SAVA misaöma e (Zanak'i SAVA misaöma e)
Zanak'i SAVA misaöma e
Hililelelaïlailala

⏱️ Synced Lyrics

[00:00.60] ¤¤ SMAVEN Mafana ¤¤
[00:04.02] Mahay raha tianö
[00:05.32] Mahay raha tiantsika
[00:06.65] Mahay raha tianö
[00:07.22] (Tsioka)
[00:07.76] SMAVEN
[00:08.50] Avia avia olo jiaby
[00:09.90] 'Lay ti-hagnano fety izy koa ndre ny ti-hiaigna
[00:11.45] Malaky aty köa ti-hagnala asa löha, köa ti-hagnadigna porobolemo
[00:15.08] Aza miasa löha saö vöasiaka vöasiaka
[00:16.89] Amaray köa mandinika izaigny
[00:18.75] Anaö hiambesanay (Ahahahaa)
[00:20.24] Andre hiambesanay (Ohahahaaa)
[00:22.84] Asiava olo amin'ny piste ary
[00:24.74] Asiava olo (Eka)
[00:26.84] Asiava olo amin'ny piste akeo
[00:28.68] Asiava olo (Eka)
[00:30.74] Asiava olo amin'ny piste ary
[00:32.21] Asiava olo (Eka)
[00:34.37] Asiava olo amin'ny piste akeo
[00:36.42] Asiava olo (Eka)
[00:38.23] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[00:40.15] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[00:41.96] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[00:44.07] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[00:45.89] Mafana mafana mafana (Eba)
[00:47.98] Mafana mafana mafana (Eba)
[00:49.72] Mafana mafana mafana (Eba)
[00:52.42] Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
[00:53.78] Mafana mafana mafana e (Eba)
[00:55.38] Mafana mafana mafana e (Eba)
[00:57.30] Mafana mafana mafana e (Eba)
[00:59.20] Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)
[01:01.06] Akato tsisy tsaiky na olo-be
[01:02.53] Köa fa latsaka akato efa rodobe
[01:04.16] Tsisy mifampikötitry mifampimohe (mafana e) (Izaigny ii)
[01:07.52] Aza magnano sary kerikery
[01:09.65] Aza magnaiky ataön'olo ndindery
[01:12.25] Hifaigna föagna f'aza magnaiky ambany e!
[01:14.38] Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra aa
[01:19.07] Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra yeeeaah aaa
[01:23.46] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:25.87] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:27.66] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:29.72] Viavy saöfera, lehilahy pasazy
[01:31.31] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:33.65] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:35.54] Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
[01:37.08] Tolognà aza asiagna decalage
[01:39.15] Alö mitsambikimbikina e
[01:40.99] Mitsangana f'aza midrikina e
[01:42.82] Mahaivoka mbakan'ny bikini
[01:44.98] MA-FA-NA hoà zahö
[01:46.73] Alö mitsambikimbikina e
[01:48.58] Mitsangana f'aza malemilemy
[01:50.45] Mitsefa 'lay managna vody be
[01:52.23] SA-MBÖ-RA manafo ö
[01:54.57] Mafana mafana mafana (Eba)
[01:55.97] Mafana mafana mafana (Eba)
[01:58.25] Mafana mafana mafana (Eba)
[02:00.06] Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
[02:02.16] Mafana mafana mafana e (Eba)
[02:03.95] Mafana mafana mafana e (Eba)
[02:05.86] Mafana mafana mafana e (Eba)
[02:07.92] Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)
[02:09.79] Eee köa zanaka malagasy olo jiaby alö misaöma e
[02:14.14] (Oiô)
[02:17.45] Lombolombon'ny sakay sakay sakay hafanagna
[02:20.15] Lombolombon'ny sakay
[02:22.28] Lombolombon'ny sakay hafanagna
[02:25.14] Fafako ty raianö
[02:26.92] Nahoana e, nahaona e
[02:28.74] Fafako ty raianö
[02:30.60] Nahoana e, nahaona e
[02:32.78] Hentiko lambanaö (Eka)
[02:34.38] Hentiko ANTALAHA (Hindesa izio ee)
[02:36.32] Hentiko SAMBAVA (Eka)
[02:38.43] Hentiko VOHEMAR (Hindesa akagny e)
[02:40.22] Hentiko vadinao (Heinhein)
[02:42.11] Hentiko andeha andihy (Tsy amiako anaö ö)
[02:44.09] Hentiko beranaö (Heinhein)
[02:46.01] Hentiko andeha mandry (Tsy amiako izio ö)
[02:47.83] Alefa DJ (Alefa)
[02:49.67] Alefa DJ (Alefa)
[02:51.55] Somay raha DJ (Somay)
[02:53.42] Somay raha DJ (Somay)
[02:55.42] Eoà DJ (Eoà)
[02:57.08] Eoà DJ (Eoà)
[02:59.19] Dontsagna DJ
[03:00.90] Dontsagna mare DJ
[03:04.03] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[03:04.96] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[03:06.76] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[03:08.79] Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
[03:10.62] Alahy zah karaha mafana
[03:12.48] Alahy anao karaha mafana
[03:14.58] Alahy izy karaha mafana
[03:16.66] Haaa olo jiaby mafana
[03:18.43] Amiamiaza rivotra ö
[03:19.93] Amiamiaza rivotra ö
[03:21.84] Amiamiaza rivotra ö
[03:23.97] Saö ndreka toragna hafanagna
[03:25.85] Mafana mafana mafana (hafanagna e)
[03:27.89] Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
[03:29.48] Mafana mafana mafana (Toragna hafanagna e)
[03:31.43] Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
[03:33.56] Mafana mafana mafana e (Mafy hafanagna e)
[03:35.40] Mafana mafana mafana e (Aia tany homboagna)
[03:37.27] Mafana mafana mafana e (Toragna hafanagna e)
[03:39.38] Mafana mafana mafana e ((Aia tany homboagna)
[03:41.11] Ouhooh zanak'i SAVA misaöma e (Zanak'i SAVA misaöma e)
[03:47.17] Zanak'i SAVA misaöma e
[03:49.40] Hililelelaïlailala
[04:02.85]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings