Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Isekely

๐Ÿ‘ค Mahaleo โ€ข ๐ŸŽผ Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo) โ€ข โฑ๏ธ 2:58
๐ŸŽต 805 characters
โฑ๏ธ 2:58 duration
๐Ÿ†” ID: 10362017

๐Ÿ“œ Lyrics

Isekely ihany no mba mamiko
Faniriko hatry ny elabe
Masoandroko, fifaliako
Ka tsy mety ho adinoko

Isekely ihany no fitaratra
Itarafana ny fiainana
Na ny masonao
na ny tsikinao
Manome fanantenana
Mba omeo sary
Ataoko ambany ondana
Hiantsoana ny nofy
Nofinofin-tsika roa

Misy zavatra tsy laitrako
Manahirana ny saiko
Tsy mampatory
andro aman'alina
Fa mampifoha maraina

Tsy maintsy hianatra maraina
Mbola hiverina ny hariva
Dia hitsena, sy hanatitra
Sao misy manadala

Mampivezivezy
Ianao sy ny fianarana
Nefa ny fiainana
Tsy vitan'ny fitiavana

Isekely nefa tsy foiko
Na dia mampijaly foana
Ianao no volana, ianao no kintana
Fanilon'ny foko

Isekely no mba secret -ko
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Hanamboarako hanoratako
Hirahira vaovao

Toa voninkazo
Mbola ho ela vao halazo
Ilay fitiavako
Ny fitiavako anao

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:14.12] Isekely ihany no mba mamiko
[00:18.09] Faniriko hatry ny elabe
[00:22.59] Masoandroko, fifaliako
[00:26.70] Ka tsy mety ho adinoko
[00:31.13] Isekely ihany no fitaratra
[00:35.26] Itarafana ny fiainana
[00:39.47] Na ny masonao
[00:41.69] na ny tsikinao
[00:43.92] Manome fanantenana
[00:48.18] Mba omeo sary
[00:52.28] Ataoko ambany ondana
[00:56.46] Hiantsoana ny nofy
[01:00.43] Nofinofin-tsika roa
[01:04.43] Misy zavatra tsy laitrako
[01:08.44] Manahirana ny saiko
[01:12.47] Tsy mampatory
[01:14.75] andro aman'alina
[01:16.89] Fa mampifoha maraina
[01:20.99] Tsy maintsy hianatra maraina
[01:25.43] Mbola hiverina ny hariva
[01:29.56] Dia hitsena, sy hanatitra
[01:33.60] Sao misy manadala
[01:38.17] Mampivezivezy
[01:42.28] Ianao sy ny fianarana
[01:46.71] Nefa ny fiainana
[01:50.97] Tsy vitan'ny fitiavana
[01:54.33]
[01:58.80] Isekely nefa tsy foiko
[02:02.65] Na dia mampijaly foana
[02:06.84] Ianao no volana, ianao no kintana
[02:11.35] Fanilon'ny foko
[02:15.27] Isekely no mba secret -ko
[02:19.27] Tsy lazaiko an'iza n'iza
[02:23.04] Hanamboarako hanoratako
[02:27.77] Hirahira vaovao
[02:32.48] Toa voninkazo
[02:36.18] Mbola ho ela vao halazo
[02:41.13] Ilay fitiavako
[02:44.83] Ny fitiavako anao
[02:50.88]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings