Raha Mila Fanampiana
๐ต 847 characters
โฑ๏ธ 3:14 duration
๐ ID: 11790203
๐ Lyrics
Raha mila fanampiana ianao
Ka misy tsy mety ny hatao
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia anao
Miandry fotsiny miandry pihy maso
Miandry ho kopahin-tanana
Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
Satria izany no tena namana
Raha misy zavamam-pahory
Ka mila tsy ahita tory
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia
Mahantra sy osa mahantra harena
Nefa kosa tsy tia tena
Fa vonon-kianampy satria tia
Tsy mitady valiny sanatria
Raha matsiaro ireny ianao indray
Na marary nefa tokana iray
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia
Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
Ka ny halahelo hatsaharo
Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
Fa madio sy hamairatra foana
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao hatrany hatrany
Misy namanao hatrany hatrany
Ka misy tsy mety ny hatao
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia anao
Miandry fotsiny miandry pihy maso
Miandry ho kopahin-tanana
Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
Satria izany no tena namana
Raha misy zavamam-pahory
Ka mila tsy ahita tory
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia
Mahantra sy osa mahantra harena
Nefa kosa tsy tia tena
Fa vonon-kianampy satria tia
Tsy mitady valiny sanatria
Raha matsiaro ireny ianao indray
Na marary nefa tokana iray
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia
Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
Ka ny halahelo hatsaharo
Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
Fa madio sy hamairatra foana
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao hatrany hatrany
Misy namanao hatrany hatrany
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:18.60] Raha mila fanampiana ianao
[00:21.62] Ka misy tsy mety ny hatao
[00:24.83] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:31.44] Misy namanao tena tia anao
[00:37.25] Miandry fotsiny miandry pihy maso
[00:43.41] Miandry ho kopahin-tanana
[00:49.46] Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
[00:54.98] Satria izany no tena namana
[01:01.66] Raha misy zavamam-pahory
[01:04.79] Ka mila tsy ahita tory
[01:07.47] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[01:14.06] Misy namanao tena tia
[01:20.08] Mahantra sy osa mahantra harena
[01:26.34] Nefa kosa tsy tia tena
[01:32.02] Fa vonon-kianampy satria tia
[01:37.92] Tsy mitady valiny sanatria
[02:02.18] Raha matsiaro ireny ianao indray
[02:05.37] Na marary nefa tokana iray
[02:09.44] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[02:15.46] Misy namanao tena tia
[02:20.75] Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
[02:27.34] Ka ny halahelo hatsaharo
[02:32.70] Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
[02:38.96] Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
[02:45.42] Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
[02:48.37] Fa madio sy hamairatra foana
[02:51.63] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[02:58.08] Misy namanao hatrany hatrany
[03:04.22] Misy namanao hatrany hatrany
[03:10.55]
[00:21.62] Ka misy tsy mety ny hatao
[00:24.83] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:31.44] Misy namanao tena tia anao
[00:37.25] Miandry fotsiny miandry pihy maso
[00:43.41] Miandry ho kopahin-tanana
[00:49.46] Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
[00:54.98] Satria izany no tena namana
[01:01.66] Raha misy zavamam-pahory
[01:04.79] Ka mila tsy ahita tory
[01:07.47] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[01:14.06] Misy namanao tena tia
[01:20.08] Mahantra sy osa mahantra harena
[01:26.34] Nefa kosa tsy tia tena
[01:32.02] Fa vonon-kianampy satria tia
[01:37.92] Tsy mitady valiny sanatria
[02:02.18] Raha matsiaro ireny ianao indray
[02:05.37] Na marary nefa tokana iray
[02:09.44] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[02:15.46] Misy namanao tena tia
[02:20.75] Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
[02:27.34] Ka ny halahelo hatsaharo
[02:32.70] Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
[02:38.96] Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
[02:45.42] Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
[02:48.37] Fa madio sy hamairatra foana
[02:51.63] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[02:58.08] Misy namanao hatrany hatrany
[03:04.22] Misy namanao hatrany hatrany
[03:10.55]