Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Hafaliana

👤 Samoela 🎼 Zana-bahoaka ⏱️ 4:36
🎵 1325 characters
⏱️ 4:36 duration
🆔 ID: 12939681

📜 Lyrics

Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
K'ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko

Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
Mihetsika kely aho, de ianao
Bedin'ny Neny aho, de ianao
Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!

Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
K'ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko

Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
Mihetsika kely aho, de ianao!
Bedin'ny Neny aho, de ianao!
Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!

Matoa tsy afa-miova aho, de ianao!
Matoa alim-pody aho, de ianao!
Mandrevirevy eny aho, de ianao!
Feno anao ny fiainako ô!

Katry mivembena aho, de ianao!
Dizina sy feta aho, de ianao!
Saika hamono tena aho, de ianao!
Be loatra ka tsy tantiko!

Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao

tapitra

⏱️ Synced Lyrics

[00:14.60] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[00:33.69] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[00:41.85] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[00:47.28] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[00:54.49] K'ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
[01:00.85] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
[01:58.84] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
[02:04.24] Mihetsika kely aho, de ianao
[02:08.74] Bedin'ny Neny aho, de ianao
[02:12.44] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!
[02:19.69] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[02:25.94] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[02:35.01] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[02:39.57] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[02:46.82] K'ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
[02:54.92] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
[03:33.04] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
[03:38.46] Mihetsika kely aho, de ianao!
[03:43.07] Bedin'ny Neny aho, de ianao!
[03:46.69] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!
[03:51.18] Matoa tsy afa-miova aho, de ianao!
[03:56.62] Matoa alim-pody aho, de ianao!
[04:00.22] Mandrevirevy eny aho, de ianao!
[04:03.88] Feno anao ny fiainako ô!
[04:07.48] Katry mivembena aho, de ianao!
[04:10.20] Dizina sy feta aho, de ianao!
[04:12.90] Saika hamono tena aho, de ianao!
[04:17.46] Be loatra ka tsy tantiko!
[04:20.13] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[04:29.26] Tapitra
[04:33.72]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings