Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Hidera Aho

👤 Dadi Love 🎼 Madagascar Compil ⏱️ 4:27
🎵 1496 characters
⏱️ 4:27 duration
🆔 ID: 12972912

📜 Lyrics

Hidera(15 fois)
Maro ny misalasala Tompo ô
Amin'izay hatao fa tsy hay ny hiafaragna
@ fiainagna
Na mafy ny fijaliagna izay e
Niaretanay
Fa fitiavaNao nasehoNao
tsy hay takariagne
Raha tsisy anaao aho Tompo ô
Maizina
Ny ankaikinao izay no ahazavagne
tsy mety maty
Ny ankilaNao izay no faniriako Mba ho sambatra aho
Tsy manan-tahotra aho ô.
Amin'izay halehako

Tompo o, o o hidera Anao aho
Hitory ny filazantsaraNao
Fa fitiavaNao tsisy tambiny
Ray ô ô hanompo Anao aho
Manerana an'izao tontolo izao
Fa ny voninahitrao mandrakizay
Mandrakizay e,
mandrakizay i i,
Mandrakizay e,
Tompo ô
Mandrakizay,
mandrakizay e
Mandrakizay hô hô,
mandrakizay

Instruments

Raha tsisy Inao aho Tompo ô
Maizina
Ny ankaikinao izay no Ahazavagne
tsy mety levona
Ny ankilaNao izay no faniriako mba ho sambatra aho
Tsy manan-tahotra aho
Amin'izay halehako ou!

Tompo o, o o hidera Anao aho
Hitory ny filazan-tsaraNao
Fa fitiavaNao tsisy tambiny
Ray ô ô hanompo Anao aho
Manerana an'izao tontolo izao
Fa ny voninahitrao mandrakizay
Mandrakizay e,
mandrakizay i i,
Mandrakizay e,
Mandrakizay,
mandrakizay e
Mandrakizay i i,
mandrakizay

Hidera (fois 21)

Tompo ô, ô ô hidera Anao aho
Hitory ny filazantsaraNao
Fa fitiavaNao tsisy tambiny
Ray ô ô hanompo Anao aho
Manerana an'izao tontolo izao
Fa ny voninahitrao mandrakizay e e!
Mandrakizay e,
mandrakizay e e!,
Mandrakizay e,
Tompo ô
Mandrakizay,
Voninahitrao Tompo ô
Mandrakizay
Ay ay iii!
Mandrakizay
Hidera Anao Tompo ô!
Mandrakizay
Mandrakizay
Fin!

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings