Home 🎬 Bollywood 🎡 Pakistani 🎀 English Pop

Rafahafahana

πŸ‘€ Mahaleo β€’ 🎼 Tadidiko (Madagascar) β€’ ⏱️ 5:06
🎡 1187 characters
⏱️ 5:06 duration
πŸ†” ID: 13042712

πŸ“œ Lyrics

Tiako, tiako
Ary tena faniriako
Raha ialahy, no mba namana
Mety handray, ireto
Ireto tanana

Indrisy, indrisy
Toa mitady ny tsy misy
Fa ialahy, Rafahafahana
Toa mandΓ , tsy mety
Mety ho namana

Teto aho, dia nipitrapitra
Sy nitsiriritra
Ny tsy natao ho ahy
Nefa, fitia tsy mety ritra
Mikiry sy maditra
Natokako an'ialahy

Indraindray, indraindray
Variana aho mijery an'ialahy
Manantona, ireo zay tsy mitady
Fa miavona, anay
Zay mandadilady

Inona, inona
No anaovan'ialahy ahy tsinontsinona
Manavaka trano hidirana
Sa ve ialahy, mifidy
Fihodirana

Zahay ety
Mijinja ny mafaitra
Mitaty ny tsy laitra
Tsy afaka manoatra
Iandrasana, hitondra takaitra
Zay ngamba ialahy vao taitra
Sao dia mba tara loatra

Potika, potika
Fo sy saina rotidrotika
Miantomboka, ny faharavana
Ka eo ilay, ry, ry figadrana

Foiko, foiko
Raha ny foko no henoiko
Hanome ny aiko
Mba ho sorona
Ka ny fanahiko, hitovy
Amin'ny vorona

Aoka aho
Mba ho tompon-tsafidy
Mba tsy havela hihidy
Ty vavako miteny
Ampy ho ahy izay
Nitondra mangidy
Tsy tiako ho tadidy
Reny rehetra ireny

F'izaho sy ialahy
Hamafy hafaliana
Hanome fanampiana
Ny mitovy amiko
Raha eo ialahy
Hiteny ireo nangiana
FAHAFAHANA no iriana
Ho an'ny Taniko

⏱️ Synced Lyrics

[00:14.75] Tiako, tiako
[00:21.14] Ary tena faniriako
[00:26.53] Raha ialahy, no mba namana
[00:32.99] Mety handray, ireto
[00:36.15] Ireto tanana
[00:42.75] Indrisy, indrisy
[00:50.78] Toa mitady ny tsy misy
[00:55.82] Fa ialahy, Rafahafahana
[01:01.41] Toa mandΓ , tsy mety
[01:07.82] Mety ho namana
[01:13.75] Teto aho, dia nipitrapitra
[01:19.07] Sy nitsiriritra
[01:22.02] Ny tsy natao ho ahy
[01:25.73] Nefa, fitia tsy mety ritra
[01:30.84] Mikiry sy maditra
[01:34.31] Natokako an'ialahy
[01:40.47] Indraindray, indraindray
[01:47.12] Variana aho mijery an'ialahy
[01:52.74] Manantona, ireo zay tsy mitady
[01:58.83] Fa miavona, anay
[02:02.09] Zay mandadilady
[02:10.86] Inona, inona
[02:16.29] No anaovan'ialahy ahy tsinontsinona
[02:23.44] Manavaka trano hidirana
[02:27.99] Sa ve ialahy, mifidy
[02:31.47] Fihodirana
[02:39.49] Zahay ety
[02:42.08] Mijinja ny mafaitra
[02:45.00] Mitaty ny tsy laitra
[02:47.14] Tsy afaka manoatra
[02:51.17] Iandrasana, hitondra takaitra
[02:56.26] Zay ngamba ialahy vao taitra
[02:59.47] Sao dia mba tara loatra
[03:06.12] Potika, potika
[03:12.54] Fo sy saina rotidrotika
[03:17.83] Miantomboka, ny faharavana
[03:23.78] Ka eo ilay, ry, ry figadrana
[03:34.91] Foiko, foiko
[03:41.76] Raha ny foko no henoiko
[03:47.29] Hanome ny aiko
[03:49.14] Mba ho sorona
[03:52.99] Ka ny fanahiko, hitovy
[03:56.66] Amin'ny vorona
[04:03.86] Aoka aho
[04:07.31] Mba ho tompon-tsafidy
[04:09.49] Mba tsy havela hihidy
[04:12.47] Ty vavako miteny
[04:15.69] Ampy ho ahy izay
[04:18.21] Nitondra mangidy
[04:21.21] Tsy tiako ho tadidy
[04:24.12] Reny rehetra ireny
[04:30.59] F'izaho sy ialahy
[04:33.57] Hamafy hafaliana
[04:35.93] Hanome fanampiana
[04:38.83] Ny mitovy amiko
[04:42.35] Raha eo ialahy
[04:45.20] Hiteny ireo nangiana
[04:47.21] FAHAFAHANA no iriana
[04:50.75] Ho an'ny Taniko
[04:55.51]

⭐ Rate These Lyrics

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Average: 0.0/5 β€’ 0 ratings