Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Aza Tsiny

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Tohizo ihany โ€ข โฑ๏ธ 5:33
๐ŸŽต 1248 characters
โฑ๏ธ 5:33 duration
๐Ÿ†” ID: 13042720

๐Ÿ“œ Lyrics

Ireo fihetsiko indraindray
Ifonako aminao raha azo atao
Mahery fijery
Eny na fiteny
Nanenenako avokoa ireny

Ivelany ihany fotsiny ireny
Tsy avy ao am-po sanatria
Ary averiko ombieny ombieny
Azafady aza tsiny

(Niezaka aho mba ho fantatrao)
Ooh mmh mmh
(Ka aza tsiny tsy fanahy iniana)
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

Hitanao daholo ny rehetra
(Ooh ooh)
Na hatsarana na ny haratsian-toetra
Satria ianao tiako
Tsy hihatsarako ivelantsiny
Toa izany aho rehefa tia, yeah

Ahitsio aho raha misy tsy mety
Fa mpanota ihany
Tsy hoe tsy mety diso velively
Olona ihany aho aza tsiny, mmh

(Niezaka aho mba ho fantatrao)
Ny amiko rehetra no asehoko anao
(Ka aza tsiny, tsy fanahy iniana)
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
Yeah yeah

Na faly aho, na tezitra
Na malahelo koa
Tsy nataoko ho ahy irery
Hanihany, tomany
Sorisory koa
Manjary hainao avokoa ireny ka

Ahitsio aho raha misy tsy mety
Mpanota ihany, oh oh
Tsy hoe tsy mety diso velively
Olona ihany aho aza tsiny
Yeah

(Niezaka aho mba ho fantatrao)
Ny amiko rehetra no asehoko anao
(Ka aza tsiny, tsy fanahy iniana)

Niezaka aho (Niezaka aho)
Ho fantatrao (Mba ho fantatrao)
Oh oh
Aza Tsiny (Ka aza tsiny)
Tsy fanahy iniana (Tsy fanahy iniana)
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:13.44] Ireo fihetsiko indraindray
[00:20.34] Ifonako aminao raha azo atao
[00:26.11] Mahery fijery
[00:30.45] Eny na fiteny
[00:33.68] Nanenenako avokoa ireny
[00:40.44] Ivelany ihany fotsiny ireny
[00:47.06] Tsy avy ao am-po sanatria
[00:53.75] Ary averiko ombieny ombieny
[01:00.29] Azafady aza tsiny
[01:05.79]
[01:09.82] (Niezaka aho mba ho fantatrao)
[01:18.06] Ooh mmh mmh
[01:23.17] (Ka aza tsiny tsy fanahy iniana)
[01:31.65] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
[01:37.25]
[01:42.56] Hitanao daholo ny rehetra
[01:47.10] (Ooh ooh)
[01:49.57] Na hatsarana na ny haratsian-toetra
[01:54.83] Satria ianao tiako
[01:59.20] Tsy hihatsarako ivelantsiny
[02:02.67] Toa izany aho rehefa tia, yeah
[02:09.35] Ahitsio aho raha misy tsy mety
[02:15.83] Fa mpanota ihany
[02:22.31] Tsy hoe tsy mety diso velively
[02:29.15] Olona ihany aho aza tsiny, mmh
[02:38.31] (Niezaka aho mba ho fantatrao)
[02:47.67] Ny amiko rehetra no asehoko anao
[02:51.71] (Ka aza tsiny, tsy fanahy iniana)
[03:00.46] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
[03:08.08] Yeah yeah
[03:12.07]
[03:37.19] Na faly aho, na tezitra
[03:40.97] Na malahelo koa
[03:44.40] Tsy nataoko ho ahy irery
[03:49.73] Hanihany, tomany
[03:54.11] Sorisory koa
[03:57.41] Manjary hainao avokoa ireny ka
[04:04.38] Ahitsio aho raha misy tsy mety
[04:11.10] Mpanota ihany, oh oh
[04:17.55] Tsy hoe tsy mety diso velively
[04:24.25] Olona ihany aho aza tsiny
[04:30.55] Yeah
[04:33.66] (Niezaka aho mba ho fantatrao)
[04:42.58] Ny amiko rehetra no asehoko anao
[04:46.93] (Ka aza tsiny, tsy fanahy iniana)
[04:54.36]
[04:59.02] Niezaka aho (Niezaka aho)
[05:02.54] Ho fantatrao (Mba ho fantatrao)
[05:05.38] Oh oh
[05:10.64] Aza Tsiny (Ka aza tsiny)
[05:15.20] Tsy fanahy iniana (Tsy fanahy iniana)
[05:21.82] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
[05:25.65]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings