Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Adin-Tsaina

๐Ÿ‘ค Mahaleo โ€ข ๐ŸŽผ Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo) โ€ข โฑ๏ธ 2:20
๐ŸŽต 496 characters
โฑ๏ธ 2:20 duration
๐Ÿ†” ID: 13042795

๐Ÿ“œ Lyrics

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.

Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany re
No tena nisompatra.

Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanatsika roa
Dia nilaozanao amin'izao

Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy

Adin-tsaina
vao maraina
no ato an-dohako ato
satria lasa ny vadiko

La la la la la la...
La la la la la la...
Any izao ianao
lasan'iny olona iny
Moa va hadinonao
ireto zanatsika dimy?

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:14.51] Raha vao maraina
[00:18.47] Dia lasa ny fisainana
[00:22.52] Mifantoka ato an-tsaina
[00:26.83] Ny tena adim-piainana.
[00:30.73] Tapin-dalan-kaleha
[00:34.88] Ity izaho efa trotraka
[00:38.65] Ianao ihany re
[00:42.49] No tena nisompatra.
[00:46.56]
[00:49.24] Izany ve moa
[00:52.69] No mba hany vitanao
[00:56.87] Ny zanatsika roa
[01:00.68] Dia nilaozanao amin'izao
[01:04.78] Any izao ianao
[01:08.50] Lasan'iny olon'iny
[01:12.83] Moa va adinonao
[01:16.47] Ireto zanatsika dimy
[01:19.75]
[01:22.67] Adin-tsaina
[01:26.86] vao maraina
[01:30.41] no ato an-dohako ato
[01:34.44] satria lasa ny vadiko
[01:36.75]
[01:40.73] La la la la la la...
[01:48.77] La la la la la la...
[01:54.62] Any izao ianao
[02:00.96] lasan'iny olona iny
[02:05.59] Moa va hadinonao
[02:08.93] ireto zanatsika dimy?
[02:09.29]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings