Bemolanga
๐ต 1430 characters
โฑ๏ธ 4:20 duration
๐ ID: 13042801
๐ Lyrics
Ny taona ity miherina
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny
Fa ny fanantenana
Efa mihena mitsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
Izay mety ho fiovana
Efa zary nofinofy
Ireo voa nafafy
Taona maro lasa izay
Ho an'ny zanaka aman-jafy
Mbola tsy vokatra ihany
Efa taona firifiry
No nantenaina hitondra soa
Ahi-dratsy no naniry
Ny tany maina avokoa
Mitombo ny faramandimby
Ny tany koa mihatery
Ny taona faly mifandimby
Mody marenina
Minia tsy mijery
Manahy aho fa tsisy hiova
Ny omaly tsy hiova volo
Toy ny fanaka eny an-drova
Tsisy nanombinana
Efa may daholo
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Ny taona ity miherina
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny
Fa ny fanantenana
Efa nihena ny tsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
izay mety ho fiovany
efa zary nofinofy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny
Fa ny fanantenana
Efa mihena mitsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
Izay mety ho fiovana
Efa zary nofinofy
Ireo voa nafafy
Taona maro lasa izay
Ho an'ny zanaka aman-jafy
Mbola tsy vokatra ihany
Efa taona firifiry
No nantenaina hitondra soa
Ahi-dratsy no naniry
Ny tany maina avokoa
Mitombo ny faramandimby
Ny tany koa mihatery
Ny taona faly mifandimby
Mody marenina
Minia tsy mijery
Manahy aho fa tsisy hiova
Ny omaly tsy hiova volo
Toy ny fanaka eny an-drova
Tsisy nanombinana
Efa may daholo
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Ny taona ity miherina
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny
Fa ny fanantenana
Efa nihena ny tsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
izay mety ho fiovany
efa zary nofinofy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:05.24] Ny taona ity miherina
[00:10.56] Asa izay mba hoentiny
[00:14.76] Ahiako mbola hiverina
[00:17.21] Hitovy tamin'ny taona lasa
[00:19.30] Ny zavatra raiketiny
[00:23.83] Fa ny fanantenana
[00:28.92] Efa mihena mitsilopy
[00:33.38] Fa tsy misy fihatsarana
[00:35.83] Izay mety ho fiovana
[00:38.13] Efa zary nofinofy
[00:42.35] Ireo voa nafafy
[00:47.14] Taona maro lasa izay
[00:51.40] Ho an'ny zanaka aman-jafy
[00:56.19] Mbola tsy vokatra ihany
[01:00.80] Efa taona firifiry
[01:05.07] No nantenaina hitondra soa
[01:10.17] Ahi-dratsy no naniry
[01:14.13] Ny tany maina avokoa
[01:18.65] Mitombo ny faramandimby
[01:23.04] Ny tany koa mihatery
[01:27.53] Ny taona faly mifandimby
[01:30.88] Mody marenina
[01:32.78] Minia tsy mijery
[01:37.21] Manahy aho fa tsisy hiova
[01:41.54] Ny omaly tsy hiova volo
[01:46.00] Toy ny fanaka eny an-drova
[01:48.07] Tsisy nanombinana
[01:50.66] Efa may daholo
[01:55.28] Rahoviana no hitranga
[01:59.47] Asa angamba atsy ho atsy
[02:03.94] No ho tonga i Bemolanga?
[02:08.50] Isika tsy ho lany vatsy
[02:13.14] Rahoviana no hitranga
[02:19.41] Asa angamba atsy ho atsy
[02:22.52] No ho tonga i Bemolanga?
[02:26.54] Isika tsy ho lany vatsy
[02:30.94] Ny taona ity miherina
[02:34.94] Asa izay mba hoentiny
[02:40.01] Ahiako mbola hiverina
[02:42.56] Hitovy tamin'ny taona lasa
[02:44.79] Ny zavatra raiketiny
[02:46.66] Fa ny fanantenana
[02:51.89] Efa nihena ny tsilopy
[02:55.58] Fa tsy misy fihatsarana
[03:00.06] izay mety ho fiovany
[03:02.38] efa zary nofinofy
[03:04.14] Rahoviana no hitranga
[03:11.03] Asa angamba atsy ho atsy
[03:15.23] No ho tonga i Bemolanga?
[03:19.38] Isika tsy ho lany vatsy
[03:23.98] Rahoviana no hitranga
[03:28.55] Asa angamba atsy ho atsy
[03:32.37] No ho tonga i Bemolanga?
[03:36.65] Isika tsy ho lany vatsy.
[03:41.24] Rahoviana no hitranga
[03:45.70] Asa angamba atsy ho atsy
[03:50.06] No ho tonga i Bemolanga?
[03:54.11] Isika tsy ho lany vatsy.
[03:56.17] Isika tsy ho lany vatsy
[03:58.44] Rahoviana no hitranga
[04:02.79] Asa angamba atsy ho atsy
[04:07.12] No ho tonga i Bemolanga?
[04:11.05] Isika tsy ho lany vatsy
[04:15.33]
[00:10.56] Asa izay mba hoentiny
[00:14.76] Ahiako mbola hiverina
[00:17.21] Hitovy tamin'ny taona lasa
[00:19.30] Ny zavatra raiketiny
[00:23.83] Fa ny fanantenana
[00:28.92] Efa mihena mitsilopy
[00:33.38] Fa tsy misy fihatsarana
[00:35.83] Izay mety ho fiovana
[00:38.13] Efa zary nofinofy
[00:42.35] Ireo voa nafafy
[00:47.14] Taona maro lasa izay
[00:51.40] Ho an'ny zanaka aman-jafy
[00:56.19] Mbola tsy vokatra ihany
[01:00.80] Efa taona firifiry
[01:05.07] No nantenaina hitondra soa
[01:10.17] Ahi-dratsy no naniry
[01:14.13] Ny tany maina avokoa
[01:18.65] Mitombo ny faramandimby
[01:23.04] Ny tany koa mihatery
[01:27.53] Ny taona faly mifandimby
[01:30.88] Mody marenina
[01:32.78] Minia tsy mijery
[01:37.21] Manahy aho fa tsisy hiova
[01:41.54] Ny omaly tsy hiova volo
[01:46.00] Toy ny fanaka eny an-drova
[01:48.07] Tsisy nanombinana
[01:50.66] Efa may daholo
[01:55.28] Rahoviana no hitranga
[01:59.47] Asa angamba atsy ho atsy
[02:03.94] No ho tonga i Bemolanga?
[02:08.50] Isika tsy ho lany vatsy
[02:13.14] Rahoviana no hitranga
[02:19.41] Asa angamba atsy ho atsy
[02:22.52] No ho tonga i Bemolanga?
[02:26.54] Isika tsy ho lany vatsy
[02:30.94] Ny taona ity miherina
[02:34.94] Asa izay mba hoentiny
[02:40.01] Ahiako mbola hiverina
[02:42.56] Hitovy tamin'ny taona lasa
[02:44.79] Ny zavatra raiketiny
[02:46.66] Fa ny fanantenana
[02:51.89] Efa nihena ny tsilopy
[02:55.58] Fa tsy misy fihatsarana
[03:00.06] izay mety ho fiovany
[03:02.38] efa zary nofinofy
[03:04.14] Rahoviana no hitranga
[03:11.03] Asa angamba atsy ho atsy
[03:15.23] No ho tonga i Bemolanga?
[03:19.38] Isika tsy ho lany vatsy
[03:23.98] Rahoviana no hitranga
[03:28.55] Asa angamba atsy ho atsy
[03:32.37] No ho tonga i Bemolanga?
[03:36.65] Isika tsy ho lany vatsy.
[03:41.24] Rahoviana no hitranga
[03:45.70] Asa angamba atsy ho atsy
[03:50.06] No ho tonga i Bemolanga?
[03:54.11] Isika tsy ho lany vatsy.
[03:56.17] Isika tsy ho lany vatsy
[03:58.44] Rahoviana no hitranga
[04:02.79] Asa angamba atsy ho atsy
[04:07.12] No ho tonga i Bemolanga?
[04:11.05] Isika tsy ho lany vatsy
[04:15.33]