Embona sy hanina (Live)
๐ต 915 characters
โฑ๏ธ 3:46 duration
๐ ID: 13042802
๐ Lyrics
Embona sy hanina,
Tsiahy mahafanina
Ngoly ny fo mamelovelo,
Madisadisan'alahelo.
Ny havoana tazanina,
Tsy hita ho dinganina
Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
Ny aina marary ny fo maratra.
Fa ny antsoko ny akony no mitampody
Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody
Izay jerena toa manjavozavo
Rako-drahona sy vohitra avo.
Fa mahery sy masiaka ny onja
Tsy lakana afaka hitondra
Ny maso no alefa maminany
Hibanjina anao any ho any.
Alahelo sy toloko,
rehefa injay tsaroko
Fa noho ny hasomparan'ny tany,
Izaho aty ianao lavitra any
Tsy azo hiadiana ny anjara,
'zay ngamba no noheveriny ho tsara
Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
Na dia mangidy mavesatra.
Fa ny ahy dia fitia tena marina
Na anaty onaona aza ho tafarina
Na halevina mety mandifotra olona
Hiposaka, haniry, hamololona.
Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia
Ny halavirana sy ny taona
Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
Tsiahy mahafanina
Ngoly ny fo mamelovelo,
Madisadisan'alahelo.
Ny havoana tazanina,
Tsy hita ho dinganina
Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
Ny aina marary ny fo maratra.
Fa ny antsoko ny akony no mitampody
Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody
Izay jerena toa manjavozavo
Rako-drahona sy vohitra avo.
Fa mahery sy masiaka ny onja
Tsy lakana afaka hitondra
Ny maso no alefa maminany
Hibanjina anao any ho any.
Alahelo sy toloko,
rehefa injay tsaroko
Fa noho ny hasomparan'ny tany,
Izaho aty ianao lavitra any
Tsy azo hiadiana ny anjara,
'zay ngamba no noheveriny ho tsara
Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
Na dia mangidy mavesatra.
Fa ny ahy dia fitia tena marina
Na anaty onaona aza ho tafarina
Na halevina mety mandifotra olona
Hiposaka, haniry, hamololona.
Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia
Ny halavirana sy ny taona
Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:11.12] Embona sy hanina,
[00:16.12] Tsiahy mahafanina
[00:21.85] Ngoly ny fo mamelovelo,
[00:27.32] Madisadisan'alahelo.
[00:32.16] Ny havoana tazanina,
[00:37.20] Tsy hita ho dinganina
[00:42.79] Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
[00:48.65] Ny aina marary ny fo maratra.
[00:53.48] Fa ny antsoko ny akony no mitampody
[00:58.89] Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody
[01:04.15] Izay jerena toa manjavozavo
[01:09.35] Rako-drahona sy vohitra avo.
[01:14.84] Fa mahery sy masiaka ny onja
[01:19.74] Tsy lakana afaka hitondra
[01:25.24] Ny maso no alefa maminany
[01:31.08] Hibanjina anao any ho any.
[01:57.64] Alahelo sy toloko,
[02:03.21] rehefa injay tsaroko
[02:12.47] Fa noho ny hasomparan'ny tany,
[02:13.82] Izaho aty ianao lavitra any
[02:18.82] Tsy azo hiadiana ny anjara,
[02:24.04] 'zay ngamba no noheveriny ho tsara
[02:29.66] Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
[02:34.97] Na dia mangidy mavesatra.
[02:40.20] Fa ny ahy dia fitia tena marina
[02:45.08] Na anaty onaona aza ho tafarina
[02:50.52] Na halevina mety mandifotra olona
[02:56.02] Hiposaka, haniry, hamololona.
[03:01.48] Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
[03:06.88] Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia
[03:14.50] Ny halavirana sy ny taona
[03:17.50] Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
[03:32.96]
[00:16.12] Tsiahy mahafanina
[00:21.85] Ngoly ny fo mamelovelo,
[00:27.32] Madisadisan'alahelo.
[00:32.16] Ny havoana tazanina,
[00:37.20] Tsy hita ho dinganina
[00:42.79] Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
[00:48.65] Ny aina marary ny fo maratra.
[00:53.48] Fa ny antsoko ny akony no mitampody
[00:58.89] Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody
[01:04.15] Izay jerena toa manjavozavo
[01:09.35] Rako-drahona sy vohitra avo.
[01:14.84] Fa mahery sy masiaka ny onja
[01:19.74] Tsy lakana afaka hitondra
[01:25.24] Ny maso no alefa maminany
[01:31.08] Hibanjina anao any ho any.
[01:57.64] Alahelo sy toloko,
[02:03.21] rehefa injay tsaroko
[02:12.47] Fa noho ny hasomparan'ny tany,
[02:13.82] Izaho aty ianao lavitra any
[02:18.82] Tsy azo hiadiana ny anjara,
[02:24.04] 'zay ngamba no noheveriny ho tsara
[02:29.66] Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
[02:34.97] Na dia mangidy mavesatra.
[02:40.20] Fa ny ahy dia fitia tena marina
[02:45.08] Na anaty onaona aza ho tafarina
[02:50.52] Na halevina mety mandifotra olona
[02:56.02] Hiposaka, haniry, hamololona.
[03:01.48] Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
[03:06.88] Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia
[03:14.50] Ny halavirana sy ny taona
[03:17.50] Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
[03:32.96]