Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Ny Lasantsika

๐Ÿ‘ค Mahaleo โ€ข ๐ŸŽผ Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo) โ€ข โฑ๏ธ 3:37
๐ŸŽต 631 characters
โฑ๏ธ 3:37 duration
๐Ÿ†” ID: 13042901

๐Ÿ“œ Lyrics

Ny lasantsika
Tsy hay hofafana
Tsy mety mangatsiaka
Fa tadidiko mazana
Ireo safosafo
Sy angolangola
Namela afo
Tsy mety tola

Toa tsy tantin'ny saina
Ny mieritreritra fa
Ianao ilay nolalaina
Mitampify an-tratran'olon-kafa
Ny rangodrangotrao,
Tratra hafa no ratrainy
Ireo antsoantsonao
Ny molotrao no tsenainy
Izaho no namafy
Ny hafa no nijinja
Izao indray no niafy
Fa nilaozanao nifindra

Natao lamba tonta aho
Natsipy toa rovi-damba
Zary natontatonta,
Lany tsirony angamba

Tsy ilay nisolo toerana
No ankahalaiko
Fitia tsy azo ferana
Ny fahavaloko hajaiko
Fa ianao kosa
Mbola antenaina
Mbola tsy afa-trosa
'Zaho ve dia hiala maina

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:24.74] Ny lasantsika
[00:30.37] Tsy hay hofafana
[00:35.47] Tsy mety mangatsiaka
[00:40.25] Fa tadidiko mazana
[00:47.03] Ireo safosafo
[00:52.55] Sy angolangola
[00:58.24] Namela afo
[01:04.41] Tsy mety tola
[01:09.66] Toa tsy tantin'ny saina
[01:14.77] Ny mieritreritra fa
[01:20.31] Ianao ilay nolalaina
[01:25.08] Mitampify an-tratran'olon-kafa
[01:31.65] Ny rangodrangotrao,
[01:37.22] Tratra hafa no ratrainy
[01:42.23] Ireo antsoantsonao
[01:48.12] Ny molotrao no tsenainy
[01:53.87] Izaho no namafy
[01:59.39] Ny hafa no nijinja
[02:04.89] Izao indray no niafy
[02:09.70] Fa nilaozanao nifindra
[02:17.22] Natao lamba tonta aho
[02:21.74] Natsipy toa rovi-damba
[02:27.38] Zary natontatonta,
[02:32.96] Lany tsirony angamba
[02:38.04] Tsy ilay nisolo toerana
[02:44.41] No ankahalaiko
[02:49.40] Fitia tsy azo ferana
[02:54.02] Ny fahavaloko hajaiko
[03:00.98] Fa ianao kosa
[03:06.36] Mbola antenaina
[03:12.22] Mbola tsy afa-trosa
[03:17.22] 'Zaho ve dia hiala maina
[03:24.42]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings