Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Ravorondreo

๐Ÿ‘ค Mahaleo โ€ข ๐ŸŽผ Mahaleo Live ร  L'Olympia, Paris โ€ข โฑ๏ธ 3:21
๐ŸŽต 873 characters
โฑ๏ธ 3:21 duration
๐Ÿ†” ID: 13042907

๐Ÿ“œ Lyrics

ร” Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao,
'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e!

Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy รด
'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana
Teo anilanao anie aho
Teo anilanao anie aho
Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!
Efa lasan'olona ny foko
Efa lasan'olona ny foko
Hoe voromanganao anie aho
Hoe voromanganao anie aho
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
Nigogogogo sy nitomany.
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
Nigogogogo sy nitomany.

Indray alina
Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika
Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka
Teo anilanao anie aho
Teo anilanao anie aho
Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!
Efa lasan'olona ny foko
Efa lasan'olona ny foko
Hoe voromanganao anie aho
Hoe voromanganao anie aho

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings