Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Inty Aho

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ 5 โ€ข โฑ๏ธ 4:34
๐ŸŽต 919 characters
โฑ๏ธ 4:34 duration
๐Ÿ†” ID: 13043085

๐Ÿ“œ Lyrics

Lasa ny saiko hoe
Ilay silaky ny aiko
Atomboko aiza izao ny fitaizana anao
Ho tantanako ve mba tsy hianjera
Sa avela kely mba hahay andeha irery
Tena hanao izay heriko aho
Hahatafita anao
Na sedra aza ny any aoriana
Soa lavo hahay hamindra
Mbola ho be ny ho atrehinao
Inty aho

Ho haiko anie
Ny hampita ireny
Anatra maro
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba ho tena
Ray aman-dreny

(Instrument)

Be reo ratsy fanahy
Maro ireo ratsy fo
Ataovy ny tsara
Manaova ny soa
Ilay Ray ao ambony ao
Raiko sady mbola Rainao
Izy no fantaro fa Izy no miaro
Mbola ho tojo fitiavana
Rehefa any aoriana any
Raha sendra latsa-tomany
Dingana ihany izany
Raha mila manontany ianao
Inty aho

Ho haiko anie
Ny hampita ireny
Anatra maro
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba
Ho tena

(Instrument)

Hanampy izay
Kely mba haiko
Fitiavana anao
Ry ilay silaky ny aiko
Toroy aho ry Ray mba ho tena
Ray amandreny

O o o o o o o o o ooooo

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:01.15] Lasa ny saiko hoe
[00:05.72]
[00:38.24] Ilay silaky ny aiko
[00:42.70] Atomboko aiza izao ny fitaizana anao
[00:49.36] Ho tantanako ve mba tsy hianjera
[00:57.09]
[00:59.71] Sa avela kely mba hahay andeha irery
[01:08.97] Tena hanao izay heriko aho
[01:12.93] Hahatafita anao
[01:16.58] Na sedra aza ny any aoriana
[01:20.02] Soa lavo hahay hamindra
[01:23.84] Mbola ho be ny ho atrehinao
[01:27.22] Inty aho
[01:31.81] Ho haiko anie
[01:35.06] Ny hampita ireny
[01:39.16] Anatra maro
[01:42.65] Fahalalana fahendrena
[01:46.11] Toroy aho ry Ray mba ho tena
[01:51.17] Ray aman-dreny
[01:56.52] (Instrument)
[02:05.48]
[02:12.29] Be reo ratsy fanahy
[02:14.73] Maro ireo ratsy fo
[02:18.22] Ataovy ny tsara
[02:22.17] Manaova ny soa
[02:27.89] Ilay Ray ao ambony ao
[02:31.20] Raiko sady mbola Rainao
[02:35.31] Izy no fantaro fa Izy no miaro
[02:43.22] Mbola ho tojo fitiavana
[02:48.12] Rehefa any aoriana any
[02:51.90] Raha sendra latsa-tomany
[02:56.09] Dingana ihany izany
[02:59.76] Raha mila manontany ianao
[03:02.86] Inty aho
[03:05.94] Ho haiko anie
[03:10.21] Ny hampita ireny
[03:14.97] Anatra maro
[03:17.91] Fahalalana fahendrena
[03:21.72] Toroy aho ry Ray mba
[03:25.44] Ho tena
[03:30.74] (Instrument)
[03:49.21] Hanampy izay
[03:52.25] Kely mba haiko
[03:55.98] Fitiavana anao
[03:59.43] Ry ilay silaky ny aiko
[04:03.36] Toroy aho ry Ray mba ho tena
[04:11.75] Ray amandreny
[04:18.20] O o o o o o o o o ooooo
[04:25.72]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings