Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Ianao (Live)

👤 Mahaleo 🎼 Live à l'Olympia (Edition integrale) ⏱️ 2:19
🎵 610 characters
⏱️ 2:19 duration
🆔 ID: 13043308

📜 Lyrics

Ianao no fidiko re rahavana,
Omeko, fitiavana.
Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
Mitoloko izy reo f'aza lavina.
Ianao no fidiko re rahavana,
Omeko, fitiavana.
Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
Mitoloko izy reo f'aza lavina.
Atolotro ho anao e, ho anao irery.
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery.
Aza atositosika raha tsy anjara,
Adinoy fotsin'iny fa tantara.
Ianao no fidiko re rahavana,
Omeko, fitiavana.
Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
Mitoloko izy reo f'aza lavina.
Atolotro ho anao e, ho anao irery.
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery.
Aza atositosika raha tsy anjara,
Adinoy fotsin'iny fa tantara.

⏱️ Synced Lyrics

[00:12.42] Ianao no fidiko re rahavana,
[00:18.53] Omeko, fitiavana.
[00:24.01] Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
[00:30.27] Mitoloko izy reo f'aza lavina.
[00:36.12] Ianao no fidiko re rahavana,
[00:42.53] Omeko, fitiavana.
[00:48.63] Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
[00:54.68] Mitoloko izy reo f'aza lavina.
[01:00.65] Atolotro ho anao e, ho anao irery.
[01:06.59] Hataka ihany anefa fa tsy an-tery.
[01:12.34] Aza atositosika raha tsy anjara,
[01:18.49] Adinoy fotsin'iny fa tantara.
[01:24.37] Ianao no fidiko re rahavana,
[01:31.08] Omeko, fitiavana.
[01:37.18] Mba jereo ka mba raiso reto tànana,
[01:43.30] Mitoloko izy reo f'aza lavina.
[01:49.63] Atolotro ho anao e, ho anao irery.
[01:55.67] Hataka ihany anefa fa tsy an-tery.
[02:01.96] Aza atositosika raha tsy anjara,
[02:08.06] Adinoy fotsin'iny fa tantara.
[02:18.51]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings