Ilay Nosy
๐ต 626 characters
โฑ๏ธ 3:04 duration
๐ ID: 13043713
๐ Lyrics
Na lavitra aza aho
Tsy nanadino anao
Fa toy ny reny nitaiza
Tsy adino n'aiza n'aiza
Fa nahitako masoandro
Tiako sy mamiko
O tadidiko isan'andro
Tiako ny taniko
Fa tiako anie ilay nosy
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Ho onenana
Ny tany nitaiza
Tsy maintsy hiverenana
Fa ao no hilevenana
Raha toa aho nandeha
Tsy hitahita, tsy re
Tsy hoe akory nanary
Fa nikaroka ny ahy
Fa ny fanahin'ny fo
Tsy taiza fa teo ihany
O tany aminao avokoa
Fa mamy ianao, tena mamy
Fa tiako anie, ilay nosy
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Ho onenana
Ny tany nitaiza
Tsy maintsy hiverenana
Fa ao no hilevenana
Tsy nanadino anao
Fa toy ny reny nitaiza
Tsy adino n'aiza n'aiza
Fa nahitako masoandro
Tiako sy mamiko
O tadidiko isan'andro
Tiako ny taniko
Fa tiako anie ilay nosy
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Ho onenana
Ny tany nitaiza
Tsy maintsy hiverenana
Fa ao no hilevenana
Raha toa aho nandeha
Tsy hitahita, tsy re
Tsy hoe akory nanary
Fa nikaroka ny ahy
Fa ny fanahin'ny fo
Tsy taiza fa teo ihany
O tany aminao avokoa
Fa mamy ianao, tena mamy
Fa tiako anie, ilay nosy
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Ho onenana
Ny tany nitaiza
Tsy maintsy hiverenana
Fa ao no hilevenana
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:23.15] Na lavitra aza aho
[00:27.10] Tsy nanadino anao
[00:32.38] Fa toy ny reny nitaiza
[00:38.04] Tsy adino n'aiza n'aiza
[00:42.86] Fa nahitako masoandro
[00:47.71] Tiako sy mamiko
[00:52.27] O tadidiko isan'andro
[00:57.38] Tiako ny taniko
[01:02.31] Fa tiako anie ilay nosy
[01:07.87] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
[01:12.61] Fa n'aiza n'aiza
[01:14.96] Ho onenana
[01:18.25] Ny tany nitaiza
[01:20.96] Tsy maintsy hiverenana
[01:25.58] Fa ao no hilevenana
[01:30.20]
[01:39.47] Raha toa aho nandeha
[01:43.74] Tsy hitahita, tsy re
[01:49.37] Tsy hoe akory nanary
[01:54.47] Fa nikaroka ny ahy
[01:59.88] Fa ny fanahin'ny fo
[02:04.34] Tsy taiza fa teo ihany
[02:08.94] O tany aminao avokoa
[02:14.59] Fa mamy ianao, tena mamy
[02:19.36] Fa tiako anie, ilay nosy
[02:24.92] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
[02:29.68] Fa n'aiza n'aiza
[02:32.03] Ho onenana
[02:35.16] Ny tany nitaiza
[02:37.71] Tsy maintsy hiverenana
[02:42.77] Fa ao no hilevenana
[02:48.53]
[00:27.10] Tsy nanadino anao
[00:32.38] Fa toy ny reny nitaiza
[00:38.04] Tsy adino n'aiza n'aiza
[00:42.86] Fa nahitako masoandro
[00:47.71] Tiako sy mamiko
[00:52.27] O tadidiko isan'andro
[00:57.38] Tiako ny taniko
[01:02.31] Fa tiako anie ilay nosy
[01:07.87] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
[01:12.61] Fa n'aiza n'aiza
[01:14.96] Ho onenana
[01:18.25] Ny tany nitaiza
[01:20.96] Tsy maintsy hiverenana
[01:25.58] Fa ao no hilevenana
[01:30.20]
[01:39.47] Raha toa aho nandeha
[01:43.74] Tsy hitahita, tsy re
[01:49.37] Tsy hoe akory nanary
[01:54.47] Fa nikaroka ny ahy
[01:59.88] Fa ny fanahin'ny fo
[02:04.34] Tsy taiza fa teo ihany
[02:08.94] O tany aminao avokoa
[02:14.59] Fa mamy ianao, tena mamy
[02:19.36] Fa tiako anie, ilay nosy
[02:24.92] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
[02:29.68] Fa n'aiza n'aiza
[02:32.03] Ho onenana
[02:35.16] Ny tany nitaiza
[02:37.71] Tsy maintsy hiverenana
[02:42.77] Fa ao no hilevenana
[02:48.53]