Kalakely
π΅ 553 characters
β±οΈ 3:44 duration
π ID: 13043728
π Lyrics
Izy tsy hanambara rahoviana hoe:
"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy 'nefa tsy mandΓ
fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an'eritreriny hoe:
lasanao ny fony
Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe:
'ty ny vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
'Zany angamba no tiany atao
Efa 'zay 'lay kalakely iny e
izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de 'zay
Fa reventsika milay foana izy e
"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy 'nefa tsy mandΓ
fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an'eritreriny hoe:
lasanao ny fony
Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe:
'ty ny vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
'Zany angamba no tiany atao
Efa 'zay 'lay kalakely iny e
izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de 'zay
Fa reventsika milay foana izy e