Home 🎬 Bollywood 🎡 Pakistani 🎀 English Pop

Antso

πŸ‘€ Ambondrona β€’ 🎼 Havaoziko β€’ ⏱️ 5:07
🎡 1108 characters
⏱️ 5:07 duration
πŸ†” ID: 13072672

πŸ“œ Lyrics

Ray
Raha niantso Anao aho
Fa resin'ny fiainana
Fay
Tsy te hiala Aminao
Fandrao lavo indray aho na tsy hay

Fa ny fo feno loto
Ilay nitalaho taminao
(Ka raiso aho)
(Raiso ho Anao)
(Fa vonona hodiovina indray)
Soa fa manana Anao
Manome toky ahy hatrizay
Fo efa lao tokoa
Ka vonona indray aho ny handray
Anao ho mpiahy
Ny fiainana hoaviko aho
(Ka miantso aho)
Hoe raha sitrakao
Ny lΓ lako re hazavao

Ka dia ho miratra
Tsy ho maloka raha ny momba ahy
Ianao Ray no hitantana ahy
Ekeko izay avy Aminao
(Miantso Anao)
Omeo izay anjara ho soa
Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha

Ray
Izao vavako izao
Asandratro Hiderana Anao
Fo . Eny, misaotra Anao
Noho ny fiainako hatrizay
Ianao
Γ” ry Ray
No ekeko ho mpitarika ahy
(Ka raiso aho)
Raiso fa Anao
Miantso Anao mandrakizay

Ka dia ho miratra
Tsy ho maloka raha ny momba ahy
Ianao Ray no hitantana ahy
Ekeko izay avy aminao
(Miantso Anao)
Omeo izay anjara ho soa
Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha

Ka dia ho miratra
Tsy ho maloka raha ny momba ahy
Ianao Ray no hitantana ahy
Ekeko izay avy aminao
(Miantso Anao)
Omeo izay anjara ho soa
Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha

⏱️ Synced Lyrics

[00:10.68] Ray
[00:13.31] Raha niantso Anao aho
[00:16.05] Fa resin'ny fiainana
[00:21.22] Fay
[00:23.31] Tsy te hiala Aminao
[00:26.96] Fandrao lavo indray aho na tsy hay
[00:32.46] Fa ny fo feno loto
[00:37.15] Ilay nitalaho taminao
[00:42.01] (Ka raiso aho)
[00:44.37] (Raiso ho Anao)
[00:47.12] (Fa vonona hodiovina indray)
[00:52.19] Soa fa manana Anao
[00:57.33] Manome toky ahy hatrizay
[01:02.32] Fo efa lao tokoa
[01:06.98] Ka vonona indray aho ny handray
[01:12.59] Anao ho mpiahy
[01:16.50] Ny fiainana hoaviko aho
[01:21.91] (Ka miantso aho)
[01:24.02] Hoe raha sitrakao
[01:27.02] Ny lΓ lako re hazavao
[01:35.10] Ka dia ho miratra
[01:39.59] Tsy ho maloka raha ny momba ahy
[01:44.66] Ianao Ray no hitantana ahy
[01:49.66] Ekeko izay avy Aminao
[01:55.14] (Miantso Anao)
[01:59.81] Omeo izay anjara ho soa
[02:04.77] Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha
[02:14.92] Ray
[02:16.52] Izao vavako izao
[02:20.34] Asandratro Hiderana Anao
[02:24.94] Fo . Eny, misaotra Anao
[02:30.01] Noho ny fiainako hatrizay
[02:34.75] Ianao
[02:37.38] Γ” ry Ray
[02:38.93] No ekeko ho mpitarika ahy
[02:44.46] (Ka raiso aho)
[02:46.65] Raiso fa Anao
[02:50.19] Miantso Anao mandrakizay
[02:55.22] Ka dia ho miratra
[02:59.36] Tsy ho maloka raha ny momba ahy
[03:04.77] Ianao Ray no hitantana ahy
[03:09.85] Ekeko izay avy aminao
[03:14.76] (Miantso Anao)
[03:19.50] Omeo izay anjara ho soa
[03:24.47] Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha
[04:09.03] Ka dia ho miratra
[04:13.60] Tsy ho maloka raha ny momba ahy
[04:19.77] Ianao Ray no hitantana ahy
[04:23.65] Ekeko izay avy aminao
[04:28.72] (Miantso Anao)
[04:33.90] Omeo izay anjara ho soa
[04:38.95] Ka mba manantena Anao Ray Tsitoha
[04:51.81]

⭐ Rate These Lyrics

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Average: 0.0/5 β€’ 0 ratings