Tontolo Faharoa
๐ต 1073 characters
โฑ๏ธ 4:28 duration
๐ ID: 13073109
๐ Lyrics
Irery anaty efitra aho, Alina iray namirifiry,
Verivery hevitra teo am-pandriana aho no nikiry niheritreritra,
Toa lasa any ho any nisavoana toa tsy eto an-tany,
Nivezivezy ny fanahy ka ohatra ny sahy amerina indray hamantatra ilay
tontolo hafa iray Fa any ho any izao misy toerana iray,
Fa lasa any ho any izay heritreritro izay,
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo, Ilay tontolo faharoa.
Irery anaty trano iray,
Mitanisa ireny olana maro irery aloha fa miahiahy nifamahofaho sy
nifangaro ny lasa sy ny ho avy,
Nakipy ny maso dia izay tontolo hafa indray,
Nivezivezy ny fanahy ka ohatra ny sahy
amerina indray, hamantatra ilay tontolo hafa iray .
Fa any ho any izao misy toerana iray fa lasa any ho any izay
heritreritro izay, Fa any ho any koa misy toeran'ny fo,
Ilay tontolo,tontolo faharoa Fa any ho any izao misy toerana iray,

Fa any ho any koa misy toeran'ny fo ka ohatra ny sahy amerina indray
hamantatra ilay tontolo hafa iray ka ohatra ny sahy amerina
indray hamantatra ilay tontolo hafa iray ilay tontolo,tontolo faharoa