Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

tsy afaka

๐Ÿ‘ค samoela โ€ข ๐ŸŽผ Album โ€ข โฑ๏ธ 4:29
๐ŸŽต 1814 characters
โฑ๏ธ 4:29 duration
๐Ÿ†” ID: 13540712

๐Ÿ“œ Lyrics

Ny alatsinainy hoe mba herinandro vao
Nefa miandry ny hariva vao ahita anao
Ny Talata anefa andro koa fa tsisy fika ny rendez vous
Ny fombanao tato ato ihany koa fa tsy hita makaiza rehefa alarobia
Miandry anao dia miandry hatrany vao miara-dia

Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao
Fa na ilay fitiavana ary toa misitery
Satria izao sy ianao tsy mety ho irery
Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po
Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren'ny vola sy adidy

Tonga indray ny alakamisy, mila miala maraina ianao
Ny zoma dia efa hiara-malala fa ianao hivarotra eny amin'ny pochard
Ny asabotsy hoe mba ho an'olon-droa nefa fa zara fa miaona ary isika roa
Ny alahady moa tsy asiana teny fa anjaran'ny fianakaviana

Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao
Fa na ilay fitiavana ary toa misitery
Satria izao sy ianao tsy mety ho irery
Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po
Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren'ny vola sy adidy

inona ary tia ... tsy andro fety zao
mankaleo ... leo leo ah
marina e... tena leo

Janoary, febroary ny alahelo anao no be an-doha marary za mijaly
Marsa, avrily miadry valim-bavaka ry maria virijiny
Soa iany fa mba nisy ity volana jona fa ilay fetifety mba makan-dolo
Ilay nofinofiko iny manamboatra anao milay
efa dila indray koa ity volana jolay

Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao
Fa na ilay fitiavana ary toa misitery
Satria izao sy ianao tsy mety ho irery
Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po
Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren'ny vola sy adidy

Rahoviana ihany ary vao mba hisy fotoana izao sy ianao
Fa na ilay fitiavana ary toa misitery
Satria izao sy ianao tsy mety ho irery
Rahoviana ihany koa moa, isika vao hanara po
Fa mandava-taona dia tsy afa-misafidy fa teren'ny vola sy adidy

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings