Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

mialangalana

๐Ÿ‘ค samoela โ€ข ๐ŸŽผ compilation โ€ข โฑ๏ธ 4:46
๐ŸŽต 1301 characters
โฑ๏ธ 4:46 duration
๐Ÿ†” ID: 13540729

๐Ÿ“œ Lyrics

Misy ny akama vรด sendra sampanana Nataon'ny namany mialangalana
Ny ol'n-drehetra nandeha niankavanana, izy nandeha niankavia
N'aiza n'aiza eto ambon'ny tany, Washington hatrany Paris
N'enaran'zany d very any 'ty
Adino ny akama f'ntsika 'nie gasy
Iray aina no iray vatsy
Fady amin-tsika ny miolakolana
Fady amin-tsika ny miolonolana
F'ntsika rehetra d mpiara-mitolona
[(Very any iny eh!) x 3]ยฒ
Manin n'efa no miala am-maro
Malaina m'fangaro
Irery mandeha any lan'ny mamb'รฉ
Manin n'efa no miala

Malaina m'fangaro am-maro
Irery tavel'ao lan'ny trano
Ra'dizina 'rery aho idiran'angano
[(Very any iny eh!) x 3]ยฒ

Na itodik'aty na itodik'ivoho
Ny tondro tokana tsy mahavoa Farafaratsiny miara-droa
Ratsana telo vรด mahisin-delo
Ny be sy ny maro tsy lan'ny da'lo
Na rivo-doza na koa fahavalo
Mbola hafa ihany no mifankahita
Aleo mifampiandry vรด miara miampita Ra'mifamitaka tsisy tafita
Sambatra ihany aho manana anao
'Zaho sy ianao no navit'an'zao Mipatrapatraka ny hira vaovao
Ooooh
[(Very any iny eh!) x 3]ยฒ
Manin n'efa no miala am-maro

Malaina m'fangaro
Irery mandeha any lan'ny mamb'รฉ
Miaraka aminay tsy lani'ny voay
Manin n'efa no miala am-maro
Malaina m'fangaro
Irery tavel'ao lan'ny trano (Apoay Apoay zestanao 'zany)
Ra'dizina 'rery aho idiran'angano
Ooooh
[(Very any iny eh!) x 3] x 4

end

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings