kofa tia
๐ต 1765 characters
โฑ๏ธ 5:33 duration
๐ ID: 13540834
๐ Lyrics
Isan'ora isa-minitra
Mba mandinika ny fanaon'ny olona
De mahatsapa fa izay miara-droa
De mifanankim-po
Efa ita t@ tele sy video
Ny gazety sy ny radio
Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia
Zany vady zany e!
N'aiza n'aiza eto ambonin'ny tany
Fiadanana ny dikan'izany, hasambarana
Tsiky sy tambitamby
Hafaliana sy sangisangy
Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
Fa soamaravo teny ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan'andro aho miaritra an'izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba lerany 'zao
Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany

Lazainao fa tinao aho
Hoe tia ahy ianao e!
Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho
Fa raha mba mila ny fitiavanao aho
mba mila ny tsikitsikinao e!
Longolongo ve no setrin'izany, avonavona hatrany
Marina fa tena tia anao aho, tia anao aho e!
Kanefa refa misy an'izany
de mba voatsindrona ihany
Marina fa tena tia anao aho
tia anao aho e!
Kanefa refa misy an'izany mahatsiaro voadona ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan'andro aho no miaritra an'izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran'zao
Tsy aleo ve re asina an'zany
Fa sao ho antitra eto ihany
k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
satria ianao toa tsy mamaly fitia
raha toa tsy kopy aho angamba de tany
soa ihany aho fa tafa e!
k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
satria ianao toa tsy mamaly fitia
raha toa tsy kopy aho angamba de tany
soa ihany aho fa tafa e!...

โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:43.65] Isan'ora isa-minitra
[00:46.41] Mba mandinika ny fanaon'ny olona
[00:48.87] De mahatsapa fa izay miara-droa
[00:51.81] De mifanankim-po
[00:57.16] Efa ita t@ tele sy video
[01:00.28] Ny gazety sy ny radio
[01:03.99] Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia
[01:10.77] Zany vady zany e!
[01:14.90] N'aiza n'aiza eto ambonin'ny tany
[01:18.13] Fiadanana ny dikan'izany, hasambarana
[01:27.11] Tsiky sy tambitamby
[01:29.51] Hafaliana sy sangisangy
[01:33.48] Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
[01:35.80] Fa soamaravo teny ihany
[01:40.55] Satria ny revinao de mifamaly
[01:43.85] Ary isan'andro aho miaritra an'izany
[01:47.65] Mba miezaka aho ny mananihany
[01:50.15] Fa ianao misafoaka hatrany
[01:55.48] mandinika ny tokony atao aho
[01:58.62] Fa sao mba lerany 'zao
[02:02.12] Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany
[02:09.73] Satria ny revinao de mifamaly
[02:12.88] Ary isan'andro aho miaritra an'izany
[02:17.03] Mba miezaka aho ny mananihany
[02:19.20] Fa ianao misafoaka hatrany
[02:24.32] mandinika ny tokony atao aho
[02:28.23] Fa sao mba lerany 'zao
[02:31.78] Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany
[02:37.97] Lazainao fa tinao aho
[02:43.15] Hoe tia ahy ianao e!
[02:46.19] Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho
[02:53.03] Fa raha mba mila ny fitiavanao aho
[02:56.57] mba mila ny tsikitsikinao e!
[03:00.46] Longolongo ve no setrin'izany, avonavona hatrany
[03:07.95] Marina fa tena tia anao aho, tia anao aho e!
[03:12.43] Kanefa refa misy an'izany
[03:17.65] de mba voatsindrona ihany
[03:22.74] Marina fa tena tia anao aho
[03:25.80] tia anao aho e!
[03:29.66] Kanefa refa misy an'izany mahatsiaro voadona ihany
[03:36.97] Satria ny revinao de mifamaly
[03:40.11] Ary isan'andro aho no miaritra an'izany
[03:44.08] Mba miezaka aho ny mananihany
[03:51.15] Fa ianao misafoaka hatrany
[03:54.71] Mandinika ny tokony atao aho
[03:56.03] Fa sao mba leran'zao
[03:58.81] Tsy aleo ve re asina an'zany
[04:01.17] Fa sao ho antitra eto ihany
[04:06.29] k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
[04:09.29] satria ianao toa tsy mamaly fitia
[04:13.29] raha toa tsy kopy aho angamba de tany
[04:15.62] soa ihany aho fa tafa e!
[04:20.43] k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
[04:23.29] satria ianao toa tsy mamaly fitia
[04:27.75] raha toa tsy kopy aho angamba de tany
[04:29.34] soa ihany aho fa tafa e!...
[04:37.90]