Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Kilalao

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Ny ho avy โ€ข โฑ๏ธ 5:12
๐ŸŽต 979 characters
โฑ๏ธ 5:12 duration
๐Ÿ†” ID: 13543916

๐Ÿ“œ Lyrics

ha reraka iny ianao
Ka raha tsy misy atao
Te hanary dihy
Nde re hilalao
Raha ny kilalao
'Lay fanaontsika
Tsy tsarohanao
'Lay hira sy mozika
Mivazavaza indray e
Toy izay fanao
Fa efa eo ko anie
Ny akama mpilalao, ooo, yeah yeah yeah

Nefa anie tsy izany no fiainana
Manala azy fotsiny izao
Mba tsy hitarainana
Hoe be ireo adidy, fiainana mangidy
Ka hoy aho... nde re hilalao

Ny fiainana tokoa anie
Tsy vitan'ny adidy
Fa raha ireo no be dia be
Ho tsapanao fa hangidy
Ka mba andramo ihany aloha
Fa tsy ho anenenanao
Ary ataovy amin'ny fo
Zay no kilalao
Ho falifaly foana e
Miramirana ianao
Reo olana maro be
Ho adinonao, ooo, yeah yeah yeah

Nefa anie tsy izany no fiainana
Manala azy fotsiny izao
Mba tsy hitarainana
Hoe be ireo adidy, fiainana mangidy
Ka hoy aho

Nefa anie tsy izany no fiainana
Manala azy fotsiny izao
Mba tsy hitarainana
Hoe be ireo adidy, fiainana mangidy
Ka hoy aho... nde re hilalao

Raha reraka iny ianao
Ka raha tsy misy atao
Te hanary dihy
Nde re hilalao

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings