Taloha
🎵 1368 characters
⏱️ 3:26 duration
🆔 ID: 13704579
📜 Lyrics
Taloha be tany
De raha tsy azo adino
Efa nisy mpanjaka sy ireo fomba fomba fiteny fijery
Nisy manam-pahaizana
Nisy koi ireo mpitsabo
Tsy nila vahiny tônga nanjanaka zay vao nahay nivôlagna
Nahay fihavanana
Nahay koi nizara
Hita taratra zegny amin'ireo ohabolana mbola mitoetra
Avahizo efa niova
Samy maka ninanjy
Zegny lôva navelan'ireo mpanjanaka mila ovagna
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Taloha be tany
De raha tsy azo adino
Tsisy fiara dihy tongotra mamakivaky ny ala dia vita
Tsy matsiaro mijaly anaty ala mikaly
Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen- kialôfana
Avahizo efa niôva
Lasa very ireo lôva
Izay navelany ntaolo nefa ny hafa andraindraina aza gaga raha lasa
Mihay mahantra ny gasy
Amidy fananana
Ke mbo mandiniha soa dia ho potika ny tanindrazana
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tanindrazana Malala
Tanindrazana Tsy atakalo
Tanindrazana tsy Amidy
Tanindrazana Lôva
lôva ho any taranaka afara
Tanindrazana andraindraina
Madagasikara
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
De raha tsy azo adino
Efa nisy mpanjaka sy ireo fomba fomba fiteny fijery
Nisy manam-pahaizana
Nisy koi ireo mpitsabo
Tsy nila vahiny tônga nanjanaka zay vao nahay nivôlagna
Nahay fihavanana
Nahay koi nizara
Hita taratra zegny amin'ireo ohabolana mbola mitoetra
Avahizo efa niova
Samy maka ninanjy
Zegny lôva navelan'ireo mpanjanaka mila ovagna
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Taloha be tany
De raha tsy azo adino
Tsisy fiara dihy tongotra mamakivaky ny ala dia vita
Tsy matsiaro mijaly anaty ala mikaly
Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen- kialôfana
Avahizo efa niôva
Lasa very ireo lôva
Izay navelany ntaolo nefa ny hafa andraindraina aza gaga raha lasa
Mihay mahantra ny gasy
Amidy fananana
Ke mbo mandiniha soa dia ho potika ny tanindrazana
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tanindrazana Malala
Tanindrazana Tsy atakalo
Tanindrazana tsy Amidy
Tanindrazana Lôva
lôva ho any taranaka afara
Tanindrazana andraindraina
Madagasikara
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
Tany sarobidy
Masina tokoa
Tanindrazana eh
Taninjanaka eh
⏱️ Synced Lyrics
[00:11.35] Taloha be tany
[00:13.64] De raha tsy azo adino
[00:16.19] Efa nisy mpanjaka sy ireo fomba fomba fiteny fijery
[00:20.24] Nisy manam-pahaizana
[00:23.21] Nisy koi ireo mpitsabo
[00:25.69] Tsy nila vahiny tônga nanjanaka zay vao nahay nivôlagna
[00:30.55] Nahay fihavanana
[00:32.73] Nahay koi nizara
[00:35.02] Hita taratra zegny amin'ireo ohabolana mbola mitoetra
[00:39.84] Avahizo efa niova
[00:42.28] Samy maka ninanjy
[00:44.74] Zegny lôva navelan'ireo mpanjanaka mila ovagna
[00:49.48] Tany sarobidy
[00:51.84] Masina tokoa
[00:54.24] Tanindrazana eh
[00:56.59] Taninjanaka eh
[00:58.99] Tany sarobidy
[01:01.75] Masina tokoa
[01:03.74] Tanindrazana eh
[01:06.02] Taninjanaka eh
[01:09.03] Taloha be tany
[01:11.26] De raha tsy azo adino
[01:13.65] Tsisy fiara dihy tongotra mamakivaky ny ala dia vita
[01:18.15] Tsy matsiaro mijaly anaty ala mikaly
[01:23.30] Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen- kialôfana
[01:28.06] Avahizo efa niôva
[01:30.20] Lasa very ireo lôva
[01:32.69] Izay navelany ntaolo nefa ny hafa andraindraina aza gaga raha lasa
[01:37.26] Mihay mahantra ny gasy
[01:40.08] Amidy fananana
[01:42.57] Ke mbo mandiniha soa dia ho potika ny tanindrazana
[01:46.92] Tany sarobidy
[01:49.22] Masina tokoa
[01:51.67] Tanindrazana eh
[01:54.16] Taninjanaka eh
[01:56.54] Tany sarobidy
[01:59.06] Masina tokoa
[02:01.31] Tanindrazana eh
[02:03.76] Taninjanaka eh
[02:09.69] Tanindrazana Malala
[02:11.97] Tanindrazana Tsy atakalo
[02:13.55] Tanindrazana tsy Amidy
[02:15.83] Tanindrazana Lôva
[02:18.64] lôva ho any taranaka afara
[02:21.91] Tanindrazana andraindraina
[02:24.49] Madagasikara
[02:25.74] Tany sarobidy
[02:27.89] Masina tokoa
[02:30.14] Tanindrazana eh
[02:32.58] Taninjanaka eh
[02:34.91] Tany sarobidy
[02:37.46] Masina tokoa
[02:39.75] Tanindrazana eh
[02:42.16] Taninjanaka eh
[02:44.52] Tany sarobidy
[02:46.95] Masina tokoa
[02:49.43] Tanindrazana eh
[02:51.72] Taninjanaka eh
[02:54.24] Tany sarobidy
[02:56.60] Masina tokoa
[02:59.00] Tanindrazana eh
[03:01.31] Taninjanaka eh
[03:01.52]
[00:13.64] De raha tsy azo adino
[00:16.19] Efa nisy mpanjaka sy ireo fomba fomba fiteny fijery
[00:20.24] Nisy manam-pahaizana
[00:23.21] Nisy koi ireo mpitsabo
[00:25.69] Tsy nila vahiny tônga nanjanaka zay vao nahay nivôlagna
[00:30.55] Nahay fihavanana
[00:32.73] Nahay koi nizara
[00:35.02] Hita taratra zegny amin'ireo ohabolana mbola mitoetra
[00:39.84] Avahizo efa niova
[00:42.28] Samy maka ninanjy
[00:44.74] Zegny lôva navelan'ireo mpanjanaka mila ovagna
[00:49.48] Tany sarobidy
[00:51.84] Masina tokoa
[00:54.24] Tanindrazana eh
[00:56.59] Taninjanaka eh
[00:58.99] Tany sarobidy
[01:01.75] Masina tokoa
[01:03.74] Tanindrazana eh
[01:06.02] Taninjanaka eh
[01:09.03] Taloha be tany
[01:11.26] De raha tsy azo adino
[01:13.65] Tsisy fiara dihy tongotra mamakivaky ny ala dia vita
[01:18.15] Tsy matsiaro mijaly anaty ala mikaly
[01:23.30] Trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalen- kialôfana
[01:28.06] Avahizo efa niôva
[01:30.20] Lasa very ireo lôva
[01:32.69] Izay navelany ntaolo nefa ny hafa andraindraina aza gaga raha lasa
[01:37.26] Mihay mahantra ny gasy
[01:40.08] Amidy fananana
[01:42.57] Ke mbo mandiniha soa dia ho potika ny tanindrazana
[01:46.92] Tany sarobidy
[01:49.22] Masina tokoa
[01:51.67] Tanindrazana eh
[01:54.16] Taninjanaka eh
[01:56.54] Tany sarobidy
[01:59.06] Masina tokoa
[02:01.31] Tanindrazana eh
[02:03.76] Taninjanaka eh
[02:09.69] Tanindrazana Malala
[02:11.97] Tanindrazana Tsy atakalo
[02:13.55] Tanindrazana tsy Amidy
[02:15.83] Tanindrazana Lôva
[02:18.64] lôva ho any taranaka afara
[02:21.91] Tanindrazana andraindraina
[02:24.49] Madagasikara
[02:25.74] Tany sarobidy
[02:27.89] Masina tokoa
[02:30.14] Tanindrazana eh
[02:32.58] Taninjanaka eh
[02:34.91] Tany sarobidy
[02:37.46] Masina tokoa
[02:39.75] Tanindrazana eh
[02:42.16] Taninjanaka eh
[02:44.52] Tany sarobidy
[02:46.95] Masina tokoa
[02:49.43] Tanindrazana eh
[02:51.72] Taninjanaka eh
[02:54.24] Tany sarobidy
[02:56.60] Masina tokoa
[02:59.00] Tanindrazana eh
[03:01.31] Taninjanaka eh
[03:01.52]