Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Paradise (feat. Spvce Chen)

👤 Nanté98 🎼 LIOR ⏱️ 2:38
🎵 1914 characters
⏱️ 2:38 duration
🆔 ID: 13747122

📜 Lyrics

Zah rery
Tsy afaka miteny aho hoe zah rery
Zay rehetra ni-perce anah tsy nahomby tanatin'ny life nozaraina
Tsy fatatro hoe iza no afaka mpalaka ah
Tsy mampino ny talenta ananan'ny malagasy
Maheno ny vazonay izy de averiny hoe avy any Canada
Na avy any Paris
Zay vitany vitanay
Io vo mi-test anay de mi-panique
Zay mila manao clip any Bali
Mameno ny palais
Reo mbola varina mapiady saina hoe drill ve sa plug no quali
Zay rehetra mi-poster anaty fuego fa tsisy ny bastard
Any arina any mbola ho tsarona le tsisy nandrahona afa-tsy pasta
Zay rehetra ni-posté-ko tany anaty réseau no itsarany ny past-ko
De aleoko mikisaka past ah
Blind succès refa tsy fast
Tongavako fona rehefa mbola resakaka anaovana pésos
Zah tsy afaka ny hanome seconde chance anao zah tsy Jesosy
Mila star vao miala eto mamanay
Vo miverina ny MC mal à l'aise
Tsy any anaty fame fa anaty love no ahitako paradise

Miainga ato atranao zao fuego no cabine
Efa eny amin'ny tampony misy anay
Chen, Nanté98 ny feat de tairo fa alainay daoly zay misy alaina
Hainao mbola miketrika aho
Mbola tsy mipotra
Hainao tsy de manana aho anatina tata fa resaka salan'isa atao mipoaka
Raha tsy afa-po zah tsisy atao mivoaka eo
Tsy afaka idirana anatin'ny fuego
Firy misisika anaty message fa zay hors-ligne anatina labo
Zay tsy mi-kala ra tsy hoe resaka espèce
Fake elah matoa nangalako espace
Tongotro eny an-tampon'dohany fa ny saiko efa niakatra ny espace
Mandeha ohatran' Igpal
Mila tonga any aris-Pa
Tsy niova ny tarigetra fa raha matinay reo tsisy restart
Efa ela no teto ah
Efa ela vo koboko hoe teto ah
Tsy mi-kala zay bitch mi- tu-toie
Raha nanao ratsy enao valiny tatazo

Iza nanampo hoe hivadika tsiky ny ranomaso
Haiko hoe mila biff ny mama
Tamin'ny roa taona tsy kobonao
Zao ny vazo miampita ny ranomasina
Iza nanampo hoe hivadika tsiky ny ranomaso
Haiko hoe mila biff ny mama
Tamin'ny roa taona tsy kobonao
Zao ny vazo miampita ny ranomasina

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings