Breath (feat. Jey BR, Nanté98 & Spvce Chen)
🎵 1760 characters
⏱️ 2:28 duration
🆔 ID: 13748128
📜 Lyrics
Vera fahatelo ny masoko efa red
Angamba efa-bolana tsy nivoaka ny bled
Leo leo mi-dépr, leo ana ny mic
Satria shit foana izay tantaraiko
Andao lesy hivoaka efa-bolana ela zay no n'hiberne
Mila mandao ny akama ve? Raha te i perce?
Aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné
Andao fa miandry anla ny kofa rehetra
Kishta feno lanintsika ny bex
Raha tsisy anla tsy misy ny revy
Tairo ary za mba haka doudoune (Speed ela speed ela)
Mba hanao mafana
Za tsy te hanenina, fa mila akama
De tairo averina ny revy nahatamana
Efa ela no tsy koboko ny teto an-tanana
Ela be ry tabory
Efa ela no niandrasan-tsika anazy
Zay indray za vao ahita an'i...
Lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza
Marary fo fa tsy ni-pop tazy
Nisotro lasa ni-dope tazy
Aza mijery any sao dia kopy tazy
Dia ahoana ry... (Aiza?)
Voasintona tao ihany tabory
Androany indray za vao hiary tory
Azafady koa fa be be natao za teo
Kozy? Be be natao ialahy teo
Sa varina niketrika zavatra tsisy kory
Aza atao an'izany izy f'izy pory efa miezaka
Tsisy an'izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi-dépr
Io asakasak'ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr
Zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
Isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f'aleo za iala
Alefao ny télé...
Io ve tsy... toa mi perce be fa mandeha télé
Efa malazalaza manan-talenta
Takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra
Izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
Lisany mbola tsy tafa anaty bossy
Zao jereo lery lasa boss
Andao mba ndao mba hiaraka i-ride
Andao mba hiara hivoaka alina
Eny amin'ny city na any amin'ny Raid
Any amin'ny restau "c'est moi qui régale"
Za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
Tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara-dalana hifanao veloma

⏱️ Synced Lyrics
[00:13.57] Vera fahatelo ny masoko efa red
[00:15.08] Angamba efa-bolana tsy nivoaka ny bled
[00:16.63] Leo leo mi-dépr, leo ana ny mic
[00:18.33] Satria shit foana izay tantaraiko
[00:20.98] Andao lesy hivoaka efa-bolana ela zay no n'hiberne
[00:23.46] Mila mandao ny akama ve? Raha te i perce?
[00:25.92] Aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné
[00:28.47] Andao fa miandry anla ny kofa rehetra
[00:29.92] Kishta feno lanintsika ny bex
[00:31.56] Raha tsisy anla tsy misy ny revy
[00:33.01] Tairo ary za mba haka doudoune (Speed ela speed ela)
[00:33.97] Mba hanao mafana
[00:34.94] Za tsy te hanenina, fa mila akama
[00:36.47] De tairo averina ny revy nahatamana
[00:37.96] Efa ela no tsy koboko ny teto an-tanana
[00:40.27]
[00:46.41] Ela be ry tabory
[00:47.69] Efa ela no niandrasan-tsika anazy
[00:49.13] Zay indray za vao ahita an'i...
[00:50.72] Lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza
[00:52.87] Marary fo fa tsy ni-pop tazy
[00:54.82] Nisotro lasa ni-dope tazy
[00:57.13] Aza mijery any sao dia kopy tazy
[00:59.44] Dia ahoana ry... (Aiza?)
[01:01.23] Voasintona tao ihany tabory
[01:02.69] Androany indray za vao hiary tory
[01:04.19] Azafady koa fa be be natao za teo
[01:06.19] Kozy? Be be natao ialahy teo
[01:07.66] Sa varina niketrika zavatra tsisy kory
[01:09.76] Aza atao an'izany izy f'izy pory efa miezaka
[01:13.13] Tsisy an'izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi-dépr
[01:16.05] Io asakasak'ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr
[01:19.24] Zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
[01:22.32] Isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f'aleo za iala
[01:25.34]
[01:39.97] Alefao ny télé...
[01:45.78] Io ve tsy... toa mi perce be fa mandeha télé
[01:48.30] Efa malazalaza manan-talenta
[01:49.94] Takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra
[01:53.00] Izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
[01:54.97] Lisany mbola tsy tafa anaty bossy
[01:56.26] Zao jereo lery lasa boss
[01:59.97] Andao mba ndao mba hiaraka i-ride
[02:01.67] Andao mba hiara hivoaka alina
[02:02.83] Eny amin'ny city na any amin'ny Raid
[02:04.40] Any amin'ny restau "c'est moi qui régale"
[02:06.63] Za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
[02:09.21] Tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara-dalana hifanao veloma
[02:09.82]