Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Hay hay (Live)

๐Ÿ‘ค Mahaleo โ€ข ๐ŸŽผ Live ร  l'Olympia (Edition integrale) โ€ข โฑ๏ธ 4:20
๐ŸŽต 693 characters
โฑ๏ธ 4:20 duration
๐Ÿ†” ID: 13749710

๐Ÿ“œ Lyrics

Hay (6), izao vao tsapanao tokoa
Fa mafy ny fiainana
Hay (5), mafaitra
Ny mikaroka ny soa
Rehefa tsisy ny hitarainana

Fony mbola teo i dada sy i neny
Tsy nohenoina akory raha niteny
Sy mba nanahanatranatra...

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Nahoana no mitokona

Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy
Afa-tsy ankanjo rovitra
Hay, rehefa tsy eo koa i neny,
Dia tsy maintsy mihafy
Na dia noana sy mangovitra.

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Ny totohondry no avokona

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings