Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Tsara Tso-drano

👤 Nate Tex 🎼 Zara-Kanto ⏱️ 3:51
🎵 1283 characters
⏱️ 3:51 duration
🆔 ID: 14035028

📜 Lyrics

Aza aterina akory fa efa hoe hita ny làlana mody Dia
ianao aloha toneo koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody
Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa handeha

Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry 'tony fa ianao ko ve handà
'Lay toky nomena najary any an-kafa no lasa nitoetra Dia
ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra

Veloma indray aloha ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indrindra aho
Nefa ilaina ny hatsiaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy
Nafoiny
Tsara tso-drano ianao

Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana Dia
ilay fo feno anao nampodiany nahatofoka, tsy nahatamana
Na voady nekena narodany, ianao hony tsy afaka intsony
Ka naleony nanidina fa hary elatra hono ny fony

Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra

Veloma indray aloha ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indrindra aho
Nefa ilaina ny hatsiaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary

Dia izao no tsarovy
Nafoiny
Tsara tso-drano ianao

⏱️ Synced Lyrics

[00:21.52] Aza aterina akory fa efa hoe hita ny làlana mody Dia
[00:26.04] Ianao aloha toneo koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody
[00:30.40] Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa handeha
[00:35.19] Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry 'tony fa ianao ko ve handà
[00:39.18] 'Lay toky nomena najary any an-kafa no lasa nitoetra Dia
[00:43.72] Ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
[00:47.73] Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
[00:57.72] Veloma indray aloha ny anio fa tsy ho ahy ianao
[01:06.41] Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indrindra aho
[01:14.19] Nefa ilaina ny hatsiaka na dia mamirifiry
[01:19.01] Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
[01:24.03] Dia izao no tsarovy
[01:27.07] Nafoiny
[01:28.55] Tsara tso-drano ianao
[01:43.82] Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana Dia
[01:48.12] Ilay fo feno anao nampodiany nahatofoka, tsy nahatamana
[01:52.28] Na voady nekena narodany, ianao hony tsy afaka intsony
[01:56.59] Ka naleony nanidina fa hary elatra hono ny fony
[02:01.30] Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
[02:06.03] Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy
[02:10.26] Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
[02:15.16] Veloma indray aloha ny anio fa tsy ho ahy ianao
[02:29.40] Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indrindra aho
[02:36.32] Nefa ilaina ny hatsiaka na dia mamirifiry
[02:40.98] Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
[02:46.38] Dia izao no tsarovy
[02:49.46] Nafoiny
[02:50.63] Tsara tso-drano ianao
[02:56.53]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings