Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Ny Ao Anatiko

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Ny Ho Avy โ€ข โฑ๏ธ 4:29
๐ŸŽต 1088 characters
โฑ๏ธ 4:29 duration
๐Ÿ†” ID: 14233708

๐Ÿ“œ Lyrics

Misy teny avy ao am-po
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina
Toa tsy sahiko ny hiteny
Nefa anio aho dia voatery
Ny hamboraka izany
Ho anao irery ihany
Henoy tsara izao
Dia ataovy ao an-tsainao
F'efa ela aho no tia
Ny fitia izay nomeko anao
Dia hiriko hitoetra rahatrizay
Ny ao anatiko ao,
hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
Tsy haiko aloha raha tsapanao
Ny aingam-panahy anatiko ao
F'hiezaka aho hitory hatrany
Zany ventsoko izany
Raiso re raha sitrakao
F'angamba tsy ho neninao
Ny hanolotra fitia
Dia samy hankafy
Toa misy hazavana
Miampy hafanana
Tsapako ao anatiko ao
Ny fitia izay nomeko anao
Dia hiriko hitoetra rahatrizay
Ny ao anatiko ao,
hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
Yeah!
Raiso re raha sitrakao
F'angamba tsy ho neninao
Ny hanolotra fitia
Dia samy hankafy
Ny fitia izay nomeko anao
Dia hiriko hitoetra rahatrizay
Ny ao anatiko ao,
hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
Fa ny fitia izay nomeko anao
Dia hiriko hitoetra rahatrizay
Ny ao anatiko ao,
hinoako fa tsy ho kilalao
Fa haharitra
La la la...
Haharitra.
La la la la
Yeeahh haharitra...

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings