Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Miandry Foana

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ ...ho Mandrakizay โ€ข โฑ๏ธ 5:09
๐ŸŽต 969 characters
โฑ๏ธ 5:09 duration
๐Ÿ†” ID: 14233741

๐Ÿ“œ Lyrics

Niantso aho nitady anao
Niherika nitoditodika
Maizina hody am'izay
Efa handeha ireo olona maro be

Nikaroka aho manahy sao
Efa lasa ianao
Miandry koa tony ny fo
Sao mba izaho no tonga aloha, ooh

Saika hitsena aho, mba nanantena aho
Hoe ianao efa eo niandry aho
Eh fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
Na amin'ny firy na amin'ny firy miandry aho

Nipetraka aho nitraka kely
Ny orana aza no mitady hamely
Naveriko ny antso
Tsisy valiny velively

Tara aho sao tsy teo ianao
Manontany tena ihany aho
Sao mantsy koa hafa kokoa
Efa olon-kafa indray no tonga aloha, ooh ah

Saika hitsena aho, mba nanantena aho
Hoe ianao efa eo niandry aho
Eh fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
Na amin'ny firy na amin'ny firy miandry aho

(Miandry aho)
(Miandry aho)
(Miandry aho)
(Miandry aho)
Ooh

Saika hitsena aho, mba nanantena aho
Hoe ianao efa eo hiandry aho
Fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
Na amin'ny firy na amin'ny firy
Miandry aho

Miandry aho
Ooh miandry aho
Ooh ooh

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:06.61] Niantso aho nitady anao
[00:23.16] Niherika nitoditodika
[00:27.76] Maizina hody am'izay
[00:33.45] Efa handeha ireo olona maro be
[00:36.05] Nikaroka aho manahy sao
[00:40.38] Efa lasa ianao
[00:45.22] Miandry koa tony ny fo
[00:49.32] Sao mba izaho no tonga aloha, ooh
[01:02.63] Saika hitsena aho, mba nanantena aho
[01:10.38] Hoe ianao efa eo niandry aho
[01:19.33] Eh fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
[01:27.50] Na amin'ny firy na amin'ny firy miandry aho
[01:39.63] Nipetraka aho nitraka kely
[01:46.34] Ny orana aza no mitady hamely
[01:50.49] Naveriko ny antso
[01:54.17] Tsisy valiny velively
[01:59.76] Tara aho sao tsy teo ianao
[02:03.30] Manontany tena ihany aho
[02:07.33] Sao mantsy koa hafa kokoa
[02:12.38] Efa olon-kafa indray no tonga aloha, ooh ah
[02:23.66] Saika hitsena aho, mba nanantena aho
[02:32.86] Hoe ianao efa eo niandry aho
[02:41.33] Eh fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
[02:49.95] Na amin'ny firy na amin'ny firy miandry aho
[03:12.35] (Miandry aho)
[03:44.50] (Miandry aho)
[03:48.97] (Miandry aho)
[03:53.77] (Miandry aho)
[03:57.01] Ooh
[04:03.78] Saika hitsena aho, mba nanantena aho
[04:11.05] Hoe ianao efa eo hiandry aho
[04:18.92] Fantatro aloha, fa tsampanao ihany koa
[04:28.34] Na amin'ny firy na amin'ny firy
[04:31.71] Miandry aho
[04:41.27] Miandry aho
[04:45.10] Ooh miandry aho
[04:49.69] Ooh ooh
[05:00.99]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings