Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Naleonao

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Ny Ho Avy โ€ข โฑ๏ธ 4:35
๐ŸŽต 993 characters
โฑ๏ธ 4:35 duration
๐Ÿ†” ID: 14233743

๐Ÿ“œ Lyrics

Taitra aho
Raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatrizay
Tsy noheverinao
Ho tena izy fa kilalao
'Reo tambitamby izay niarahana
Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao
Namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy
Na hilaza ny marina
Fa dia nataonao
Tsinotsinona
'Lay fitiavako anao
Nandeha izany
Nahatsiaro tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
Izay angamba, hmm
Vao mety ahita izay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao
Namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy
Na hilaza ny marina
Fa dia nataonao
Tsinotsinona
Ilay fitiavako anao
Hatrizao
Ou-ou-ououou
Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao
Namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy
Na hilaza ny marina
Fa dia nataonao
Tsinotsinona
Ilay fitiavako anao
Hatrizao
Ou-ou-ououou
Hatrizao
Ou-ou-ououou
Yeah yeah yeah
Ou-ou-ououou
Hatrizao
Ou-ou-ououououou

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings