Maty Aho
π΅ 1389 characters
β±οΈ 4:03 duration
π ID: 14233756
π Lyrics
Vao mahita anao aho, dia tsy toy ny tety an-tany
Tao nafanafana be ny tato anatiko
Toa nitselatra nidobodoboka ny fo
Ianao irery ihany no nampitapy toy izany
Kanefa voafitaka aho
Tamin'ity fijerinao
Nanantena zavatra tsy ho hita
Tsy ho anjarantsika ny hiara-dia
Eto ambonin'ity tany 'ty
Maty aho, tena maty be mihitsy hoa zaho (Maty aho, ooh-ooh)
Raha vao nahita anao
Hoatry ny hipoaka mihitsy ny foko (Maty aho, ooh-ooh)
Nitia anao an-tsokotsoko
Yeah!
Teny ny andro, nandeha koa ny fotoana
Nifankahita ihany izaho sy ianao
Toa vao maika nampirehitra ny aiko
Ny fahitako anao iny matetika isan'andro

(Mety) ho adaladalanao 'zaho
(Mety) ho adaladala mihitsy hoa 'zaho
(Mety) mety ho tia ahy ihany ianao
(Mety) mety ho azoko ihany ianao
(Mety) ho adaladalanao 'zaho
(Mety) ho adaladala mihitsy hoa 'zaho
(Mety) mety ho tia ahy ihany ianao
(Mety) mety ho azoko ihany ianao
Oh oh (ah ah)
Oh oh oh (ah ah)
Oh oh (ah ah)
Oh oh oh
(Ah ah)