Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

GANG

👤 Spvce Chen 🎼 SPACE X ⏱️ 3:14
🎵 2755 characters
⏱️ 3:14 duration
🆔 ID: 14849307

📜 Lyrics

Sharingan efa velona, efa "mode fight"
Tsy mila karma, fa izaho tonga hamaly faty
Anaty stud' izahay mamono, ialahy miandry faty
Tonga hanimba aho, fa izaho tsy tonga hamalifafaly
Ratra efa lalim-pery
Flow sy technique anay efa lalim-paka
Izahay izao no mafy indrindra tsisy mystery
Mety oe mafy ialahy fa mafy anaty "back"
Package efa vonona ao anaty phone
Milatsaka eo io dia manjifa ny adve'
Vao oe "Nanté98" io d'efa mi-fold
Oe: "Tsy sahanay lisany fa mafy be!"
Fuego STD izahay rates-pi
Anaty sambo, level efa faratampony
Mameno téléphone ohatran'ny appli'
Izahay rehetra tafiaraka, dia ho hita eo raha tantiny

Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

Nanté98 ity ry biatch
Tsy any anaty ring, fa milatsaka ny prod izaho mi-kick
Any anaty drill milaza anazy ho king
Vao mifanojo ny masoko miforitra ry kindy
Betsaka ny 16, d'efa betsaka ny kivy
Dorako ny ppe-ra d'efa betsaka ny kila
Raha mijanona aho ry zandry, mety betsaka ny kirana
Dokafako ry tazy
Avy eo manao fikana 'tasses
Ity ary ny felaka
Raha te handetika anay ialahy tsy ferana
Ataovy anaty saina fa raha izahay aloha ny adve'
Ialahy milevona sy avela
Tsy aty aminay ialahy no mi-test
Sao ho betsaka ny fery
Te hanaraka ny diako fa betsaka no very
Vao maheno anah milatsaka
Mipetraka ry vendrana

Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

Rap-nay mandratra sofina
Rano voataty anaty calice dia miodina
Mifandom-bera dia miainga ny ozona
Miara-misotro tandremo ialahy kofona
Ny aty tsisy vakisiny
Euphon no solona malaxie
Brownzey no ao an-dakozia
Ny anay ny direction efa galaxie
F'angaha ratsy be
Toa miketrona ialahy, f'angaha mangidy
Koboko ialahy dify
98, Spvce efa furtifs
Izahay ilay mpanjakan'i Atlantis
Tompon'ny caverne d'Alibaba
Anay ilay trésors sy ilay rubis
Dia ny an'ialahy ilay fakam-panahy
Sheesh

Tsy miala amin'ny gang
Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
Tsy miala amin'ny dope
Ny anay drill, ny anazy drogues
Aza manenjika, fa ny anay trop be
Izany ny vokatra tsy misy intro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Tsy mila impro
Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

⏱️ Synced Lyrics

[00:27.34] Sharingan efa velona, efa "mode fight"
[00:29.08] Tsy mila karma, fa izaho tonga hamaly faty
[00:30.93] Anaty stud' izahay mamono, ialahy miandry faty
[00:32.62] Tonga hanimba aho, fa izaho tsy tonga hamalifafaly
[00:34.94] Ratra efa lalim-pery
[00:36.00] Flow sy technique anay efa lalim-paka
[00:37.88] Izahay izao no mafy indrindra tsisy mystery
[00:39.37] Mety oe mafy ialahy fa mafy anaty "back"
[00:41.22] Package efa vonona ao anaty phone
[00:42.73] Milatsaka eo io dia manjifa ny adve'
[00:44.42] Vao oe "Nanté98" io d'efa mi-fold
[00:46.21] Oe: "Tsy sahanay lisany fa mafy be!"
[00:47.99] Fuego STD izahay rates-pi
[00:49.31] Anaty sambo, level efa faratampony
[00:51.33] Mameno téléphone ohatran'ny appli'
[00:52.77] Izahay rehetra tafiaraka, dia ho hita eo raha tantiny
[00:56.05]
[01:00.85] Tsy miala amin'ny gang
[01:01.82] Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
[01:04.12] Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
[01:07.68] Tsy miala amin'ny dope
[01:08.60] Ny anay drill, ny anazy drogues
[01:10.30] Aza manenjika, fa ny anay trop be
[01:11.83] Izany ny vokatra tsy misy intro
[01:14.47] Tsy mila impro
[01:15.36] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[01:18.09] Tsy mila impro
[01:18.72] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[01:22.18] Nanté98 ity ry biatch
[01:23.98] Tsy any anaty ring, fa milatsaka ny prod izaho mi-kick
[01:26.06] Any anaty drill milaza anazy ho king
[01:27.53] Vao mifanojo ny masoko miforitra ry kindy
[01:29.73] Betsaka ny 16, d'efa betsaka ny kivy
[01:31.44] Dorako ny ppe-ra d'efa betsaka ny kila
[01:33.17] Raha mijanona aho ry zandry, mety betsaka ny kirana
[01:35.85] Dokafako ry tazy
[01:37.09] Avy eo manao fikana 'tasses
[01:38.18] Ity ary ny felaka
[01:39.23] Raha te handetika anay ialahy tsy ferana
[01:41.76] Ataovy anaty saina fa raha izahay aloha ny adve'
[01:43.20] Ialahy milevona sy avela
[01:44.47] Tsy aty aminay ialahy no mi-test
[01:45.48] Sao ho betsaka ny fery
[01:46.31] Te hanaraka ny diako fa betsaka no very
[01:47.87] Vao maheno anah milatsaka
[01:48.80] Mipetraka ry vendrana
[01:51.32]
[01:55.25] Tsy miala amin'ny gang
[01:56.24] Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
[01:58.45] Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
[02:02.07] Tsy miala amin'ny dope
[02:03.07] Ny anay drill, ny anazy drogues
[02:04.74] Aza manenjika, fa ny anay trop be
[02:06.37] Izany ny vokatra tsy misy intro
[02:08.97] Tsy mila impro
[02:09.69] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[02:12.34] Tsy mila impro
[02:13.23] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[02:16.68] Rap-nay mandratra sofina
[02:18.06] Rano voataty anaty calice dia miodina
[02:19.82] Mifandom-bera dia miainga ny ozona
[02:21.27] Miara-misotro tandremo ialahy kofona
[02:23.42] Ny aty tsisy vakisiny
[02:24.66] Euphon no solona malaxie
[02:26.70] Brownzey no ao an-dakozia
[02:27.87] Ny anay ny direction efa galaxie
[02:30.03] F'angaha ratsy be
[02:30.97] Toa miketrona ialahy, f'angaha mangidy
[02:33.56] Koboko ialahy dify
[02:34.51] 98, Spvce efa furtifs
[02:36.30] Izahay ilay mpanjakan'i Atlantis
[02:37.83] Tompon'ny caverne d'Alibaba
[02:39.52] Anay ilay trésors sy ilay rubis
[02:41.18] Dia ny an'ialahy ilay fakam-panahy
[02:42.72] Sheesh
[02:45.27]
[02:49.73] Tsy miala amin'ny gang
[02:50.74] Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
[02:52.93] Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
[02:56.59] Tsy miala amin'ny dope
[02:57.59] Ny anay drill, ny anazy drogues
[02:59.29] Aza manenjika, fa ny anay trop be
[03:00.76] Izany ny vokatra tsy misy intro
[03:03.06] Tsy mila impro
[03:04.13] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[03:06.64] Tsy mila impro
[03:07.44] Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
[03:08.22]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings