Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Hollywood (feat. MBL)

๐Ÿ‘ค RNDR., MBL โ€ข ๐ŸŽผ PRISMATIK โ€ข โฑ๏ธ 3:18
๐ŸŽต 3124 characters
โฑ๏ธ 3:18 duration
๐Ÿ†” ID: 15632823

๐Ÿ“œ Lyrics

Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Ankavitsiana izahay no manao rap tsara
Fa tsy nianatra droit ny public raha mpitsara yeah
Mandeha ny afera be ny manenjika ao afara
Fa raha izaho ialahy afaro ny adve soa efa tara satria
Karakaraiko kirakiraiko io rehefa rap hirakiraiko
Mandeha ho azy io raha aiko fandresena ny ato an-tsaiko izao
Manimba an'azy toy ny aretina misia fahavalo
Satria misy tanjona hiaretana yeah
Ny mc ireo ohatran'ny Hollywood
Mitantara film amin'ny son dia hoe izaho bandin'ny hood
Bad mood aza hadalaina diso lalana eo miala aina
Alainay izay afaka alaina lost raha vao malaina
Makobo tena boto izaho fa tsy mipoitrapoitra
Dia makobo mody boto izaho ao amin'ny tambazotra
Mahavita mandeha irery izaho mahavita miady seul
Mahavita miray hina koa anaty atamba zatra
Tsisy afaka hanakana izaho maka anao raha maka anahy
Izay miaino an'ahy dia miaiky an'ahy fa izahay tsy miakanakana
Rehefa mandefa kozy
Aty anie tsisy pause
Raha mahadizina ny son ako efa be ny overdose
Tsisy ialan'ny tsy ialan'ny street nigga
Ny tata bobaka fa ny action toa tsy hita nigga
Ethnique ny fisainana aty miodina vao tonga
Izaho tsy Vanessa fa ny level isan'andro ny ahy manonga
Biatch
Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Dia tonga degany ohatran'i Indiana Jones
Ny asa-soratra dobe hatrany am-pianarana miondana dox
Mitady fika ampidirana bob
Mila mafy toto foana dada satria ny fiainana boxe
Crypto monnaie avadikay liquide
Anaty vam whisky dia good vibe ambony Wyz Kid
Efa teny ierana tsy hifampidi-kizo
Saro-kenatra taloha izao lasa bandy be vanitika izy
Tazan'ny fb fa tsy hita amin'ny insta
Miserasera amin'ny beatmaker mitrosa insta
Tsy atakalo torimaso ilay soirรฉe pyjama
Izaho rehefa mila djala fantako fa tsy hisy ampindrana
Masaky mamantsy mazaka mi-encaisser
Fa ny toe-tsaiko tamin'ny andron'ny bacc sy ny bepc
Ny an'ahy ny blem tsy ho voavahan'ny chat gpt
Odiako mitapy dia aleoko mody miantso vtc(allo)
Anaty tambazotra voky tatasika
Ilay fifanajana ohatran'ny hoe tsy misy zava-patatsika kozy eh
Matikambo hono tsika anaty rap sy-ga
Mbola tsy tafavoaka ny ala dia efa masahy misioka oay le
Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Life tsy Hollywood
Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:10.40] Life tsy Hollywood
[00:11.94] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[00:14.35] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[00:16.81] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[00:20.53] Life tsy Hollywood
[00:21.83] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[00:24.46] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[00:26.93] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[00:30.27] Ankavitsiana izahay no manao rap tsara
[00:32.10] Fa tsy nianatra droit ny public raha mpitsara yeah
[00:35.40] Mandeha ny afera be ny manenjika ao afara
[00:37.16] Fa raha izaho ialahy afaro ny adve soa efa tara satria
[00:40.29] Karakaraiko kirakiraiko io rehefa rap hirakiraiko
[00:43.10] Mandeha ho azy io raha aiko fandresena ny ato an-tsaiko izao
[00:46.16] Manimba an'azy toy ny aretina misia fahavalo
[00:48.24] Satria misy tanjona hiaretana yeah
[00:50.75] Ny mc ireo ohatran'ny Hollywood
[00:53.14] Mitantara film amin'ny son dia hoe izaho bandin'ny hood
[00:55.34] Bad mood aza hadalaina diso lalana eo miala aina
[00:57.78] Alainay izay afaka alaina lost raha vao malaina
[01:00.44] Makobo tena boto izaho fa tsy mipoitrapoitra
[01:02.61] Dia makobo mody boto izaho ao amin'ny tambazotra
[01:05.47] Mahavita mandeha irery izaho mahavita miady seul
[01:07.82] Mahavita miray hina koa anaty atamba zatra
[01:10.83] Tsisy afaka hanakana izaho maka anao raha maka anahy
[01:12.94] Izay miaino an'ahy dia miaiky an'ahy fa izahay tsy miakanakana
[01:15.47] Rehefa mandefa kozy
[01:16.68] Aty anie tsisy pause
[01:17.90] Raha mahadizina ny son ako efa be ny overdose
[01:21.09] Tsisy ialan'ny tsy ialan'ny street nigga
[01:22.83] Ny tata bobaka fa ny action toa tsy hita nigga
[01:25.13] Ethnique ny fisainana aty miodina vao tonga
[01:27.38] Izaho tsy Vanessa fa ny level isan'andro ny ahy manonga
[01:29.98] Biatch
[01:31.70] Life tsy Hollywood
[01:33.10] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[01:35.66] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[01:38.23] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[01:41.86] Life tsy Hollywood
[01:43.23] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[01:45.66] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[01:48.26] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[01:51.28] Dia tonga degany ohatran'i Indiana Jones
[01:53.18] Ny asa-soratra dobe hatrany am-pianarana miondana dox
[01:56.47] Mitady fika ampidirana bob
[01:58.37] Mila mafy toto foana dada satria ny fiainana boxe
[02:01.56] Crypto monnaie avadikay liquide
[02:03.32] Anaty vam whisky dia good vibe ambony Wyz Kid
[02:06.61] Efa teny ierana tsy hifampidi-kizo
[02:08.45] Saro-kenatra taloha izao lasa bandy be vanitika izy
[02:11.74] Tazan'ny fb fa tsy hita amin'ny insta
[02:13.59] Miserasera amin'ny beatmaker mitrosa insta
[02:16.05] Tsy atakalo torimaso ilay soirรฉe pyjama
[02:18.59] Izaho rehefa mila djala fantako fa tsy hisy ampindrana
[02:21.82] Masaky mamantsy mazaka mi-encaisser
[02:23.58] Fa ny toe-tsaiko tamin'ny andron'ny bacc sy ny bepc
[02:26.04] Ny an'ahy ny blem tsy ho voavahan'ny chat gpt
[02:28.59] Odiako mitapy dia aleoko mody miantso vtc(allo)
[02:31.96] Anaty tambazotra voky tatasika
[02:33.63] Ilay fifanajana ohatran'ny hoe tsy misy zava-patatsika kozy eh
[02:36.98] Matikambo hono tsika anaty rap sy-ga
[02:38.88] Mbola tsy tafavoaka ny ala dia efa masahy misioka oay le
[02:42.66] Life tsy Hollywood
[02:44.07] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[02:46.46] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[02:48.96] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[02:52.66] Life tsy Hollywood
[02:53.93] Ny eto tsy film ny life bitch ndana mody
[02:56.50] 'Ject prismatique fuck ialahy sy ny rap hatsikana
[02:59.04] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[03:04.26] Izay mijoro arahabain-tsika ny adin'ny life mampitsiky an'ahy
[03:08.84]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings