Interlude Peaceful Trvp
🎵 1731 characters
⏱️ 2:13 duration
🆔 ID: 15632828
📜 Lyrics
Oay le
Ilay package ilety aona izy ao saody simba ao
Spvce io alohan'ialahy io
Mitandrema ihany aloha (avohay ilay izy)
Le tsy quoi izany lesy io
Tsy fantatr'ialahy ah
Ah hampirimo lesy iny fa
Chargeko ihany aloha
Iny fa manantona iny izy
Bienvenue sur fuego
(ity vao milatsaka alefaso aloha pari)
Ity aho vao milatsaka alefaso aloha ny pari
Hatotako amin'ny tany ny MC any mipanique
Ity aho vao milatsaka dia miakatra ny tarif
Head shoot fa tsy mila antsy izaho tsy miandry canif
Tsy milatsaka para
Feno anay ny barrages
Mandaka coup franc aho tsisy dikany barrage
Anaty interlude izaho vao mandatsaka miparade
Ny ekipanao tsy kobonay fa kely otrin'ny parasy

Fuckeko ny fake
Isan'andro ny anay no mikiky
Fa tsy andrasana andro fety
Izay mahatratra an'ahy omeko feat
Satria ireny ihany no fetsy
Satria ireny ihany no fetsy
Izay rehetra nandalo teo efa nataonay nisesy
Kickeko mitsangana fa tsy misy ilako seza
Manimba ny ekipany aza tsisy ilako seize
Betsaka ny dream
Firy ny MC anao fa tonga dia hampidiro
Handihizako ny prod raha milatsaka ny drill
Ialahy sandoka mitonin-tena mafy hoe bandy real
Mesure roa tsy vitany ay tsy mahay mampiady rima
Te hahazo an'ahy ry tazy
Nefa tsy ao anaty rythme
Mahaino an'ahy mikozy dia efa mihoraka ny kil
Mivovo any ambadika aleoko tsy asiko kisma
Vao shoot ialahy dia maty dia efa tsy any anaty film
Tsy any anaty film
Vao tacle in-draipa miditra any ahy dia miverina
Raisiko ny kista
Avy eo izy nofirako
Ialahy mandeha mafy fa midofitra amin'ny virage
Oh oh
Midofitra amin'ny virage
Ny MC rehetra ambany kiraro
Izay fuego std. dia ato an-trano feno pirates
Tonga dia tsy tafa ialahy raha izahay anaty tirage
Spvce
Kely otrin'ny parasy
Yah yah

⏱️ Synced Lyrics
[00:00.99] Oay le
[00:01.90] Ilay package ilety aona izy ao saody simba ao
[00:09.85] Spvce io alohan'ialahy io
[00:11.61] Mitandrema ihany aloha (avohay ilay izy)
[00:13.68] Le tsy quoi izany lesy io
[00:15.06] Tsy fantatr'ialahy ah
[00:16.17] Ah hampirimo lesy iny fa
[00:17.78] Chargeko ihany aloha
[00:19.43] Iny fa manantona iny izy
[00:21.81] Bienvenue sur fuego
[00:32.53] (ity vao milatsaka alefaso aloha pari)
[00:40.41] Ity aho vao milatsaka alefaso aloha ny pari
[00:42.43] Hatotako amin'ny tany ny MC any mipanique
[00:44.43] Ity aho vao milatsaka dia miakatra ny tarif
[00:46.14] Head shoot fa tsy mila antsy izaho tsy miandry canif
[00:48.24] Tsy milatsaka para
[00:49.22] Feno anay ny barrages
[00:50.26] Mandaka coup franc aho tsisy dikany barrage
[00:52.18] Anaty interlude izaho vao mandatsaka miparade
[00:54.16] Ny ekipanao tsy kobonay fa kely otrin'ny parasy
[00:55.90] Ny ekipanao tsy kobonay fa kely otrin'ny parasy
[00:57.78] Fuckeko ny fake
[00:58.86] Isan'andro ny anay no mikiky
[00:59.99] Fa tsy andrasana andro fety
[01:00.95] Izay mahatratra an'ahy omeko feat
[01:02.53] Satria ireny ihany no fetsy
[01:03.53] Satria ireny ihany no fetsy
[01:04.59] Izay rehetra nandalo teo efa nataonay nisesy
[01:06.58] Kickeko mitsangana fa tsy misy ilako seza
[01:08.25] Manimba ny ekipany aza tsisy ilako seize
[01:10.37] Betsaka ny dream
[01:11.36] Firy ny MC anao fa tonga dia hampidiro
[01:12.95] Handihizako ny prod raha milatsaka ny drill
[01:14.80] Ialahy sandoka mitonin-tena mafy hoe bandy real
[01:16.86] Mesure roa tsy vitany ay tsy mahay mampiady rima
[01:18.81] Te hahazo an'ahy ry tazy
[01:19.87] Nefa tsy ao anaty rythme
[01:20.73] Mahaino an'ahy mikozy dia efa mihoraka ny kil
[01:22.88] Mivovo any ambadika aleoko tsy asiko kisma
[01:24.51] Vao shoot ialahy dia maty dia efa tsy any anaty film
[01:26.74] Tsy any anaty film
[01:27.72] Vao tacle in-draipa miditra any ahy dia miverina
[01:29.61] Raisiko ny kista
[01:30.46] Avy eo izy nofirako
[01:31.47] Ialahy mandeha mafy fa midofitra amin'ny virage
[01:33.56] Oh oh
[01:34.72] Midofitra amin'ny virage
[01:35.98] Ny MC rehetra ambany kiraro
[01:37.33] Izay fuego std. dia ato an-trano feno pirates
[01:39.20] Tonga dia tsy tafa ialahy raha izahay anaty tirage
[01:47.33] Spvce
[01:48.13] Kely otrin'ny parasy
[01:50.67] Yah yah
[01:54.59]