Anadeew
🎵 2300 characters
⏱️ 3:41 duration
🆔 ID: 16624365
📜 Lyrics
Mahita anazy aho mikipy oe
Yeah yeah
Meloka aho f'izaho tsy hanadino anao
Izaho tsy ahavita ny anadino eh
Miraikitra ato an-tsaiko ilay tsikinao
Raha mahita azy aho mitsiky ho azy
Na tsy fanahy iniako aza
Masonao mijery anah fa izy ihany
Fa izy ihany mahadizina ahy
Oh mama eh
Topimasonao dia nahatamana ahy eh
Tsikitsikinao namiratra, nambabo
Raha ny satriko ianao aloha dia ho anah eh
Nahita anazy aho
Tsy sahy nanantona fa maso mandeha hoazy
Izaho tsy ahazo azy any
Hafa mintsy ianao na betsaka ny tsara
Izaho mila weed
Izaho mila dizina
Hanadinoko ny momba azy
Tsy hita ny lalak'ombana
Isaky ny mahita anazy, izaho te hijery azy
Izaho tsy te ho very azy ah
Tsita tsony, te hijery azy aho
Izaho mila mi-bédave
Izaho "anadeew"
Les sentiments que j'avais pour elle
Etaient tellement énormes tel un globe terrestre
Tout cela disparait
Une fois que je fume de la deew, avec mes reufs
Son style est plutôt chill
Elle était unique en son genre
Le flow qu'elle possède m'attire
Je pense toujours à elle comme si elle m'a jeté un sort
Nahita ny masony aho dia tafalatsaka
Niezaka mafy aho fa toa tsy nahasahy
Mandray "Amnesia" aho mba hanadino anao
Ny ahy ny faniriko oe mba "she is mine"

Izaho efa mahatsiaro sisa
Ny hanadino anao tsy vitako
Isan'andro izaho mi-bédave
Tsy hita intsony, io samy vita
Lasa ianao, lasa any veloma
Lasa ianao, lasan'ny lerony
Yeah yeah yeah yeah
Maso koa tsy itondra mody
Tsara ianao, fa tsy ho anah akory
Sa beauté était fatale
Reveko izy fa tsy fantany
Na dia diso ary izaho tsy hititia fahatany
Tiako alaina ny fo sy ny vatany
Fa tsy ho hitako intsony izy eh
D'efa atao veloma izy eh

⏱️ Synced Lyrics
[00:09.48] Mahita anazy aho mikipy oe
[00:10.63] Yeah yeah
[00:11.68] Meloka aho f'izaho tsy hanadino anao
[00:13.45] Izaho tsy ahavita ny anadino eh
[00:15.83] Miraikitra ato an-tsaiko ilay tsikinao
[00:18.37] Raha mahita azy aho mitsiky ho azy
[00:20.57] Na tsy fanahy iniako aza
[00:21.85] Masonao mijery anah fa izy ihany
[00:24.76] Fa izy ihany mahadizina ahy
[00:28.46] Oh mama eh
[00:29.65] Topimasonao dia nahatamana ahy eh
[00:31.96] Tsikitsikinao namiratra, nambabo
[00:34.52] Raha ny satriko ianao aloha dia ho anah eh
[00:37.69] Nahita anazy aho
[00:39.03] Tsy sahy nanantona fa maso mandeha hoazy
[00:42.35] Izaho tsy ahazo azy any
[00:44.34] Hafa mintsy ianao na betsaka ny tsara
[00:47.08] Izaho mila weed
[00:49.43] Izaho mila dizina
[00:51.52] Hanadinoko ny momba azy
[00:54.14] Tsy hita ny lalak'ombana
[00:56.00] Isaky ny mahita anazy, izaho te hijery azy
[00:58.48] Izaho tsy te ho very azy ah
[01:01.47] Tsita tsony, te hijery azy aho
[01:03.22] Izaho mila mi-bédave
[01:06.13] Izaho "anadeew"
[01:08.22] Les sentiments que j'avais pour elle
[01:10.01] Etaient tellement énormes tel un globe terrestre
[01:13.09] Tout cela disparait
[01:14.61] Une fois que je fume de la deew, avec mes reufs
[01:17.73] Son style est plutôt chill
[01:20.08] Elle était unique en son genre
[01:22.55] Le flow qu'elle possède m'attire
[01:24.22] Je pense toujours à elle comme si elle m'a jeté un sort
[01:28.52] Nahita ny masony aho dia tafalatsaka
[01:33.28] Niezaka mafy aho fa toa tsy nahasahy
[01:38.09] Mandray "Amnesia" aho mba hanadino anao
[01:43.30] Ny ahy ny faniriko oe mba "she is mine"
[01:45.13] Izaho mila weed
[01:47.06] Izaho mila dizina
[01:49.46] Hanadinoko ny momba azy
[01:51.79] Tsy hita ny lalak'ombana
[01:53.62] Isaky ny mahita anazy, izaho te hijery azy
[01:56.28] Izaho tsy te ho very azy ah
[01:58.98] Tsita tsony, te hijery azy aho
[02:01.06] Izaho mila mi-bédave
[02:04.13] Izaho "anadeew"
[02:05.13] Izaho efa mahatsiaro sisa
[02:06.24] Ny hanadino anao tsy vitako
[02:08.57] Isan'andro izaho mi-bédave
[02:10.96] Tsy hita intsony, io samy vita
[02:13.59] Lasa ianao, lasa any veloma
[02:15.18] Lasa ianao, lasan'ny lerony
[02:17.23] Yeah yeah yeah yeah
[02:18.56] Maso koa tsy itondra mody
[02:20.21] Tsara ianao, fa tsy ho anah akory
[02:22.48] Sa beauté était fatale
[02:24.78] Reveko izy fa tsy fantany
[02:27.31] Na dia diso ary izaho tsy hititia fahatany
[02:29.67] Tiako alaina ny fo sy ny vatany
[02:32.10] Fa tsy ho hitako intsony izy eh
[02:36.85] D'efa atao veloma izy eh
[02:40.02]
[02:42.24] Izaho mila weed
[02:44.55] Izaho mila dizina
[02:46.67] Hanadinoko ny momba azy
[02:49.27] Tsy hita ny lalak'ombana
[02:51.04] Isaky ny mahita anazy, izaho te hijery azy
[02:53.77] Izaho tsy te ho very azy ah
[02:56.47] Tsita tsony, te hijery azy aho
[02:58.48] Izaho mila mi-bédave
[03:01.23] Izaho "anadeew"
[03:02.03] Izaho mila weed
[03:03.78] Izaho mila dizina
[03:05.76] Hanadinoko ny momba azy
[03:08.22] Tsy hita ny lalak'ombana
[03:10.37] Isaky ny mahita anazy, izaho te hijery azy
[03:12.82] Izaho tsy te ho very azy ah
[03:15.56] Tsita tsony, te hijery azy aho
[03:17.70] Izaho mila mi-bédave
[03:20.97] Izaho "anadeew"
[03:21.10]