Aleo Aloha
๐ต 955 characters
โฑ๏ธ 4:35 duration
๐ ID: 16903919
๐ Lyrics
Toa tsy aritro hiany
Ny hiandry anao
Niezaka hiany aho fa toa
Ho mafy hiany tsy ho eo ianao
Ho rava ve reo izay efa natao?
Tsy maintsy mbola hiaona indray andro any
Zao kosa hiteny hoe
Tsy andrinao
Tsy kivy aho anefa
Tsy hitana anao akory aho mandehana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray
Zaho koa nino
Hoeo foana ianao
Indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
Tsy halaelo hiany na koa hoe hitomany
F'izao aloha fa mbola hitraka hatrany
Ny momba anao koa efa lavitra ahy
Taraina sisa ny ahy ilay hoe
Tsy andrinao
Tsy ho kivy aho anefa
Tsy hitana anao akory aho mandehana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray
Instrumental
Tsy andrinao
Tsy ho kivy aho anefa
Tsy hitana anao akory aho mandehana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Aleo aloha samy haka ho azy indray
Tsy ho kivy aho anefa
Tsy hitana anao tsy hiandry anao mandehana
Tsy ho ahy intsony ny fonao
Ooooooh oh ka aleo aloha samy haka hoazy indray

โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:13.94] Toa tsy aritro hiany
[00:17.93] Ny hiandry anao
[00:22.69] Niezaka hiany aho fa toa
[00:26.99] Ho mafy hiany tsy ho eo ianao
[00:36.59] Ho rava ve reo izay efa natao?
[00:42.26] Tsy maintsy mbola hiaona indray andro any
[00:49.16] Zao kosa hiteny hoe
[00:51.93] Tsy andrinao
[00:56.34] Tsy kivy aho anefa
[00:59.74] Tsy hitana anao akory aho mandehana
[01:05.82] Tsy ho ahy intsony ny fonao
[01:09.07] Aleo aloha samy haka ho azy indray
[01:21.18] Zaho koa nino
[01:24.20] Hoeo foana ianao
[01:27.04] Indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
[01:32.90] Tsy halaelo hiany na koa hoe hitomany
[01:42.07] F'izao aloha fa mbola hitraka hatrany
[01:48.86] Ny momba anao koa efa lavitra ahy
[01:55.67] Taraina sisa ny ahy ilay hoe
[01:58.27] Tsy andrinao
[02:02.43] Tsy ho kivy aho anefa
[02:06.00] Tsy hitana anao akory aho mandehana
[02:12.83] Tsy ho ahy intsony ny fonao
[02:16.00] Aleo aloha samy haka ho azy indray
[02:19.72] Instrumental
[03:22.93] Tsy andrinao
[03:26.74] Tsy ho kivy aho anefa
[03:30.14] Tsy hitana anao akory aho mandehana
[03:36.81] Tsy ho ahy intsony ny fonao
[03:40.46] Aleo aloha samy haka ho azy indray
[03:46.68] Tsy ho kivy aho anefa
[03:50.06] Tsy hitana anao tsy hiandry anao mandehana
[03:56.89] Tsy ho ahy intsony ny fonao
[03:58.87] Ooooooh oh ka aleo aloha samy haka hoazy indray
[04:25.65]