Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Mankasitraka

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ 5 โ€ข โฑ๏ธ 5:02
๐ŸŽต 1121 characters
โฑ๏ธ 5:02 duration
๐Ÿ†” ID: 16904129

๐Ÿ“œ Lyrics

Bangoiko iray izay lalantsika hatrizay Manerika aho,
hafahako mandroso indray
Raiketiko fotoana maro
Izay vita tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny
Tsy nisalasala eny aho
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia
hoe hifankatia
Ary ho doria
Mankasitraka aho,
isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho
Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho avy isika
Na zavona sy fanala,
masoandro sy hafanana
Ho eo ihany
Tsy nisalasala eny aho
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia
hoe hifankatia
Ary ho doria
Mankasitraka aho,
isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saina,
hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Dia ho feheziko
Amin'ny teny roa
Mankasitraka aho
Mankasitraka aho,
isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saina,
hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Mankasitraka aho
Mankasitraka aho
Mankasitraka aho,
isaorako ianao
Mankasitraka aho
Mankasitraka aho

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings