Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

7 Andro

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Tohizo Ihany โ€ข โฑ๏ธ 6:11
๐ŸŽต 1472 characters
โฑ๏ธ 6:11 duration
๐Ÿ†” ID: 16905729

๐Ÿ“œ Lyrics

Nisaiko ireo fotoana izay efa nandalo
Izany koa ve ianao any hoany
Herin'andro izay, fito andro androany
Latsinainy ianao
Niandry ahy mba handalo
Tsy tonga aho
Talata anefa ny andro
Larobia tontolo
Tezitra angaha

Nefa izaho aty
Malahelo tsy afa-miantso
Tsindrin-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
Na torimaso aza
Tsy misy akory
Maraindraina vao mba matory

Tsy nihiniako
Mba tia hanao izay tiako aho
Tsy misy mihintsy
Na dia fotoana vitsy ahitako anao
Nikandra aho,tsy tafandry
Efa fito andro

Alakamisy
Niezaka niaritra aho
Tsy mba nisy
Zoma mahafinaritra
Fa efa tia hody
Noho ny asabotsy
Ho an'ny anio
Aok'izay hoavy any aho
Hivavaka aho ary hihaona aminao
Fito andro izay
Alahady androany

Nefa izaho aty
Malahelo tsy afa-miantso
Tsindrin-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
Na torimaso aza
Tsy misy akory
Maraindraina vao mba matory

Tsy nihiniako
Mba tia hanao izay tiako aho
Tsy misy mihintsy
Na dia fotoana vitsy ahitako anao
Nikandra aho,tsy tafandry
Efa fito andro

Nefa izaho aty
Malahelo tsy afa-miantso
Tsindrin-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
Na torimaso aza
Tsy misy akory
Maraindraina vao mba matory

Tsy nihiniako
Mba tia hanao izay tiako aho
Tsy misy mihintsy
Na dia fotoana vitsy ahitako anao
Nikandra aho,tsy tafandry
Efa fito andro

Tsy nihiniako (ou ou yeah)
Mba tia hanao izay tiako aho
Hoavy aho, hoavy aho oh oh oh
Efa ela ihany vao tonga
Ilay fito andro
Fito andro
Fito andro
Fito andro
Fito andro
Fito andro

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings