Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Leo

👤 Ambondrona 🎼 Lay Tanàna ⏱️ 5:38
🎵 1303 characters
⏱️ 5:38 duration
🆔 ID: 16927196

📜 Lyrics

Lasa tsy hita anihoany, Lasa tsy no rarana
Lasa fa tsy tamàna, Lasa tsy tana
Lasa tsy hita anihoany, Lasa tsy no rarana
Lasa fa tsy tamàna, Lasa tsy tana
Safidiy ny azy,
Leo hono izy ka nifoha
Nandao ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin'ny fo!
Nilaozany (nilaozany)
avokoa(avokoa)
tsy nisy napetrany
na ny ratsy na ny soa
izay koa no fetrany,
manirery tokoa aza
niseho tsy nivaky loha
mahatsiaro marary
voadona ity fo
Takona dify teo
Na aloka aza
Lasa izy fa efa leo
Hitady izay mba sahaza azy
Safidiy ny azy,
leo hono izy ka nifoha
Nandao ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin'ny fo!

Nilaozany (nilaozany)
avokoa(avokoa)
tsy nisy napetrany
na ny ratsy na ny soa
izay koa no fetrany,
manirery tokoa aza
niseho tsy nivaky loha
mahatsiaro marary
voadona fo

Safidiy ny azy,
leo hono izy ka nifoha
Nandao ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin'ny fo!

Nilaozany (nilaozany)
avokoa(avokoa)
tsy nisy napetrany
na ny ratsy na ny soa
izay koa no fetrany,
manirery tokoa aza
niseho tsy nivaky loha
mahatsiaro marary
voadona ity fo
Nilaozany (nilaozany)
Avokoa (Avokoa)
Lasa ianao fa tsy tamana
Lasa ianao ka tsy tana
Manirery
Tokoa aho
Ka nandratra koa ny fo
Ka namaky koa ny loha
Nilaozany
Avokoa
Ka nandratra koa ny fo
Ka namaky koa ny loha
Yeah yeah
Yeah yeaaaah
Lasa ianao fa tsy tamana
Yeaaaahhhhhhhh

⏱️ Synced Lyrics

[00:32.36] Lasa tsy hita anihoany, Lasa tsy no rarana
[00:38.76] Lasa fa tsy tamàna, Lasa tsy tana
[00:58.81] Lasa tsy hita anihoany, Lasa tsy no rarana
[01:06.39] Lasa fa tsy tamàna, Lasa tsy tana
[01:11.64] Safidiy ny azy,
[01:18.63] Leo hono izy ka nifoha
[01:22.48] Nandao ka atao ahoana moa,
[01:26.33] Sitrapo sy safidin'ny fo!
[01:35.94] Nilaozany (nilaozany)
[01:38.34] avokoa(avokoa)
[01:40.23] tsy nisy napetrany
[01:43.49] na ny ratsy na ny soa
[01:47.29] izay koa no fetrany,
[01:49.69] manirery tokoa aza
[01:53.87] niseho tsy nivaky loha
[01:57.76] mahatsiaro marary
[02:01.03] voadona ity fo
[02:06.54] Takona dify teo
[02:09.44] Na aloka aza
[02:13.23] Lasa izy fa efa leo
[02:16.27] Hitady izay mba sahaza azy
[02:20.58] Safidiy ny azy,
[02:25.11] leo hono izy ka nifoha
[02:28.94] Nandao ka atao ahoana moa,
[02:33.00] Sitrapo sy safidin'ny fo!
[02:42.97] Nilaozany (nilaozany)
[02:44.97] avokoa(avokoa)
[02:47.58] tsy nisy napetrany
[02:50.48] na ny ratsy na ny soa
[02:53.94] izay koa no fetrany,
[02:57.20] manirery tokoa aza
[03:00.44] niseho tsy nivaky loha
[03:04.10] mahatsiaro marary
[03:07.03] voadona fo
[03:39.24] Safidiy ny azy,
[03:45.75] leo hono izy ka nifoha
[03:49.25] Nandao ka atao ahoana moa,
[03:53.11] Sitrapo sy safidin'ny fo!
[04:03.97] Nilaozany (nilaozany)
[04:06.28] avokoa(avokoa)
[04:08.37] tsy nisy napetrany
[04:10.69] na ny ratsy na ny soa
[04:13.67] izay koa no fetrany,
[04:17.96] manirery tokoa aza
[04:22.19] niseho tsy nivaky loha
[04:24.95] mahatsiaro marary
[04:28.22] voadona ity fo
[04:33.33] Nilaozany (nilaozany)
[04:35.29] Avokoa (Avokoa)
[04:36.88] Lasa ianao fa tsy tamana
[04:44.64] Lasa ianao ka tsy tana
[04:47.96] Manirery
[04:49.46] Tokoa aho
[04:51.45] Ka nandratra koa ny fo
[04:57.91] Ka namaky koa ny loha
[05:01.26] Nilaozany
[05:03.11] Avokoa
[05:04.88] Ka nandratra koa ny fo
[05:11.24] Ka namaky koa ny loha
[05:15.39] Yeah yeah
[05:16.81] Yeah yeaaaah
[05:25.14] Lasa ianao fa tsy tamana
[05:28.52] Yeaaaahhhhhhhh
[05:37.91]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings