Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Efa Anao

๐Ÿ‘ค Ambondrona โ€ข ๐ŸŽผ Fahadimy โ€ข โฑ๏ธ 3:49
๐ŸŽต 1132 characters
โฑ๏ธ 3:49 duration
๐Ÿ†” ID: 18885974

๐Ÿ“œ Lyrics

Manontany tena aho haka azy eto
Mangina irery miandry antso lasa sento
Toa tsy andry ny ahitana anao eto
Efa anao ny amiko eny anao irery

Manontany tena aho haka azy eto
Mangina irery miandry antso lasa sento
Toa tsy andry ny ahitana anao eo
Efa anao ny amiko eny anao irery

Raha nodify aho, tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao

Niteny taminy aho f'efa miandry eto
May ny ahita azy mantsy sao tara eo
Ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
Efa anao ny amiko eny anao irery

Raha nodify aho, tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao

Raha nodify aho, tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings