HEADSHOT
🎵 2234 characters
⏱️ 2:33 duration
🆔 ID: 23823119
📜 Lyrics
Headshot
Tairo midira aloha izay chaud
Headshot
Fuego Stud efa hainao izahay chaud
Izahay izao no lasa alavitra, hita taratra
Aleo hitanao maso fa izahay tsy hitantara ka
Eny ambony, eny antampon'Akaratra
Tapaka ny prod. dia ianao indray zao no manaraka
Aza manarak'efa!
Bala eny antampon-doha izao no manraka eo
Itako ianao zao fa mirarak'ivy
Dia alaiko ny seza, fa miala teo
Tsy atao tohatra aho, miala tsiny
Zay zao no henoiny nefa naratsiny
Tairo mitsangana raha mbola ampina
De asiko foana ny rap satria mbola tiany
Henoiko foana io raha mbola kiana
Mi-pose aho ny haters ataoko kirana
Hanenjika anah nefa tsy ampy kitrana
Zalahy vao miainga, izaho eny amin'ny kintana
Wow, Bop
Hafa mintsy izaho eo amboniny
Lisany miady, izaho mijery eto ambony
Bala iray mipoaka hatramin'ny lohany
Headshot, vazo telo no any ampoto-tsofiny
Impiry efa niteny
Tsy mitsitsy izany izaho na mbola zandry kely
Impiry efa niteny
Raha te aharesy Spvce Chen atao kapiteny
Headshot
Fuego stud efa hainao, izahay chaud
Tairo midira aloha ireo izay sahy
Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau
Hey hey
Headshot
Fuego Stud efa hainao izahay chaud
Tairo midira aloha ireo izay sahy
Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau
Hafa mintsy ny deuxième couplet
Son illégal ohatran'ny bootleg
Manimba an'ireo ohatran'ny supplex
Tsy mandainga aho, tsy boto, tsy mody thug
Tonga aho dia misy bug
Dia ny ekipako manimba système
Fuego STD ny anay plug
Dia mazoto mi-kick aho na tsisy thème
Aiza toa tsisy intsony
Nanaratsy ireo, izao toa ao anaty DM
Arahako tsiky fotsiny
Mangataka feat. ialahy tsy ampy level
Feon'ny fandresena ny anah ny réveil
Dia MC fako ny kaly maraina
Mandidy prod. aho ohatran'ny Kunai
Tsy mila apis aho fa vola no alaiko

⏱️ Synced Lyrics
[00:00.66] Headshot
[00:03.26] Tairo midira aloha izay chaud
[00:07.53] Headshot
[00:08.83] Fuego Stud efa hainao izahay chaud
[00:13.88] Izahay izao no lasa alavitra, hita taratra
[00:15.25] Aleo hitanao maso fa izahay tsy hitantara ka
[00:17.39] Eny ambony, eny antampon'Akaratra
[00:18.98] Tapaka ny prod. dia ianao indray zao no manaraka
[00:21.79] Aza manarak'efa!
[00:22.85] Bala eny antampon-doha izao no manraka eo
[00:24.91] Itako ianao zao fa mirarak'ivy
[00:26.52] Dia alaiko ny seza, fa miala teo
[00:29.03] Tsy atao tohatra aho, miala tsiny
[00:30.41] Zay zao no henoiny nefa naratsiny
[00:32.31] Tairo mitsangana raha mbola ampina
[00:33.82] De asiko foana ny rap satria mbola tiany
[00:36.42] Henoiko foana io raha mbola kiana
[00:37.68] Mi-pose aho ny haters ataoko kirana
[00:39.59] Hanenjika anah nefa tsy ampy kitrana
[00:41.48] Zalahy vao miainga, izaho eny amin'ny kintana
[00:43.82] Wow, Bop
[00:44.84] Hafa mintsy izaho eo amboniny
[00:46.11] Lisany miady, izaho mijery eto ambony
[00:48.49] Bala iray mipoaka hatramin'ny lohany
[00:49.81] Headshot, vazo telo no any ampoto-tsofiny
[00:52.53] Impiry efa niteny
[00:53.57] Tsy mitsitsy izany izaho na mbola zandry kely
[00:56.15] Impiry efa niteny
[00:57.09] Raha te aharesy Spvce Chen atao kapiteny
[00:59.74] Headshot
[01:00.58] Fuego stud efa hainao, izahay chaud
[01:02.41] Tairo midira aloha ireo izay sahy
[01:04.05] Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau
[01:05.92] Hey hey
[01:06.97] Headshot
[01:07.83] Fuego Stud efa hainao izahay chaud
[01:09.68] Tairo midira aloha ireo izay sahy
[01:11.38] Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau
[01:14.19] Hafa mintsy ny deuxième couplet
[01:15.78] Son illégal ohatran'ny bootleg
[01:17.86] Manimba an'ireo ohatran'ny supplex
[01:19.58] Tsy mandainga aho, tsy boto, tsy mody thug
[01:21.99] Tonga aho dia misy bug
[01:23.27] Dia ny ekipako manimba système
[01:25.18] Fuego STD ny anay plug
[01:26.77] Dia mazoto mi-kick aho na tsisy thème
[01:29.39] Aiza toa tsisy intsony
[01:30.53] Nanaratsy ireo, izao toa ao anaty DM
[01:33.05] Arahako tsiky fotsiny
[01:34.53] Mangataka feat. ialahy tsy ampy level
[01:36.33] Feon'ny fandresena ny anah ny réveil
[01:38.18] Dia MC fako ny kaly maraina
[01:40.07] Mandidy prod. aho ohatran'ny Kunai
[01:41.94] Tsy mila apis aho fa vola no alaiko
[01:43.50] Wow, Bop
[01:44.42] Hafa mintsy izaho eo amboniny
[01:45.23] Lisany miady, izaho mijery eto ambony
[01:47.64] Bala iray mipoaka hatramin'ny lohany
[01:48.90] Headshot, vazo telo no any ampoto-tsofiny
[01:51.54] Impiry efa niteny
[01:52.55] Tsy mitsitsy izany izaho na mbola zandry kely
[01:55.18] Impiry efa niteny
[01:56.13] Raha te aharesy Spvce Chen atao kapiteny
[01:58.84] Headshot
[01:59.67] Fuego stud efa hainao, izahay chaud
[02:01.35] Tairo midira aloha ireo izay sahy
[02:03.04] Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau
[02:05.05] Hey hey
[02:06.04] Headshot
[02:06.87] Fuego Stud efa hainao izahay chaud
[02:08.70] Tairo midira aloha ireo izay sahy
[02:10.65] Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau