Airplane Mode pt1
🎵 2408 characters
⏱️ 2:47 duration
🆔 ID: 28611397
📜 Lyrics
(Uhmmm, mamy)
Mamy otran'ny tantely mangidy otran'ny rimako
Ny opps no ataoko kaly rehefa ramaka
Mihainoa varieté nareo rehefa te i-sentimaka
Fa sale ny ataoko otran'ny fe-any mibanaka
Mahatsiaro anao vo te andihy zah
Raisinao otrany hoe candy zany
Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
Vibe tsara no entiko eto mandihiza
Mahatsiaro an-dry vo te andihy zah
Raisinao otrany hoe candy zany
Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
Vibe tsara no entiko eto mandihiza
Fake rehetra ifirana tsy anaty effectif
Matoa ane vict fa zay le tanjona de avia fa anaty nofy mila biff
Mba nohenoko reo fa boff
Mila mangamanga bedebe fa tsy manify
Ketrika fa tsy manofy
Hividy fa tsy hanofa
Na zah tinao otrzao na miala enao tsy hanova an'zay fihetsiko ah
Na fomba fisainako ah fa efa zay zany
Mivadibadika enao hoe sorry mi-casser zah
Tairo manantona (manantona)
Enao lay manintona (enao lay manintona)
Sady enao mandona (enao mandona)
Raha tratrako eo atao mifona (atao mifona)
Baby tsy anaty love zah fa hainao tsara
Zah zany mitsy zay koziko ambony farafara
Fara-faharatsiny mi-pointe rehefa soir soir
Ataoko tsara kolokolo tsara karakara enao
Mode airplane bitch please zay manimba
Adinoy ny momba antsika rehefa maraindraina
Any anatinao enao mitaraina
Tena tinao tsy ho tantaraina
Efa kobonao le vibe-tsika
Badass ny apis ny akist mibata azy
Bedesin-dry mihitsy otran'ny nanao bêtise
Manala azy aloha dia zay aleo fadiana ny mi-s'attache
P-ra sy-ga nazakako métisse
Mampiaiky ny tanàna tsika miaiky ny akama
Isan'andro ah tsy tara miovaova ny madame
Otran'ny voay omena hena ah rehefa mahita anao neny
Peratra aza manantena fa raha sôma manantona
Mahatsiaro anao vo te andihy zah
Raisinao otrany hoe candy zany
Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
Vibe tsara no entiko eto mandihiza
Mahatsiaro an-dry vo te andihy zah
Raisinao otrany hoe candy zany
Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
Vibe tsara no entiko eto mandihiza
Io netsika roa de zay
Tsy hidiran'le sasany le bed
Tady hifikitra tsy ilaiko raha vo zany tode bye
Tiaviko enao niagny fa tsy kobo ny amaray
Mandeha par étape bitch rehefa zay de zay

⏱️ Synced Lyrics
[00:02.26] (Uhmmm, mamy)
[00:04.72]
[00:08.49] Mamy otran'ny tantely mangidy otran'ny rimako
[00:11.14] Ny opps no ataoko kaly rehefa ramaka
[00:13.19] Mihainoa varieté nareo rehefa te i-sentimaka
[00:15.27] Fa sale ny ataoko otran'ny fe-any mibanaka
[00:17.68] Mahatsiaro anao vo te andihy zah
[00:19.38] Raisinao otrany hoe candy zany
[00:21.50] Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
[00:23.93] Vibe tsara no entiko eto mandihiza
[00:26.57] Mahatsiaro an-dry vo te andihy zah
[00:28.56] Raisinao otrany hoe candy zany
[00:30.76] Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
[00:33.01] Vibe tsara no entiko eto mandihiza
[00:35.84] Fake rehetra ifirana tsy anaty effectif
[00:38.02] Matoa ane vict fa zay le tanjona de avia fa anaty nofy mila biff
[00:41.37] Mba nohenoko reo fa boff
[00:42.71] Mila mangamanga bedebe fa tsy manify
[00:44.75] Ketrika fa tsy manofy
[00:46.18] Hividy fa tsy hanofa
[00:47.33] Na zah tinao otrzao na miala enao tsy hanova an'zay fihetsiko ah
[00:50.19] Na fomba fisainako ah fa efa zay zany
[00:51.95] Mivadibadika enao hoe sorry mi-casser zah
[00:54.46] Tairo manantona (manantona)
[00:56.31] Enao lay manintona (enao lay manintona)
[00:59.08] Sady enao mandona (enao mandona)
[01:01.37] Raha tratrako eo atao mifona (atao mifona)
[01:03.79] Baby tsy anaty love zah fa hainao tsara
[01:05.91] Zah zany mitsy zay koziko ambony farafara
[01:08.10] Fara-faharatsiny mi-pointe rehefa soir soir
[01:10.52] Ataoko tsara kolokolo tsara karakara enao
[01:15.60] Mode airplane bitch please zay manimba
[01:20.16] Adinoy ny momba antsika rehefa maraindraina
[01:23.82] Any anatinao enao mitaraina
[01:26.13] Tena tinao tsy ho tantaraina
[01:29.35] Efa kobonao le vibe-tsika
[01:31.20] Badass ny apis ny akist mibata azy
[01:33.71] Bedesin-dry mihitsy otran'ny nanao bêtise
[01:35.64] Manala azy aloha dia zay aleo fadiana ny mi-s'attache
[01:38.50] P-ra sy-ga nazakako métisse
[01:40.44] Mampiaiky ny tanàna tsika miaiky ny akama
[01:42.62] Isan'andro ah tsy tara miovaova ny madame
[01:44.77] Otran'ny voay omena hena ah rehefa mahita anao neny
[01:47.11] Peratra aza manantena fa raha sôma manantona
[01:49.13] Mahatsiaro anao vo te andihy zah
[01:50.72] Raisinao otrany hoe candy zany
[01:52.93] Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
[01:55.31] Vibe tsara no entiko eto mandihiza
[01:57.94] Mahatsiaro an-dry vo te andihy zah
[01:59.88] Raisinao otrany hoe candy zany
[02:02.10] Tsy takatrao otran'ny mbala Fendi zah
[02:04.48] Vibe tsara no entiko eto mandihiza
[02:07.08] Io netsika roa de zay
[02:08.35] Tsy hidiran'le sasany le bed
[02:09.95] Tady hifikitra tsy ilaiko raha vo zany tode bye
[02:12.59] Tiaviko enao niagny fa tsy kobo ny amaray
[02:14.74] Mandeha par étape bitch rehefa zay de zay
[02:16.81] Tairo manantona (manantona)
[02:19.00] Enao lay manintona (enao lay manintona)
[02:21.35] Sady enao mandona (enao mandona)
[02:23.63] Raha tratrako eo atao mifona (atao mifona)
[02:27.07]
[02:29.32] Mode airplane bitch please zay manimba
[02:33.54] Adinoy ny momba antsika rehefa maraindraina
[02:37.08] Any anatinao enao mitaraina
[02:39.65] Tena tinao tsy ho tantaraina
[02:42.98] Efa kobonao le vibe-tsika
[02:43.71]