Home 🎬 Bollywood 🎡 Pakistani 🎀 English Pop

Tantara Taloha

πŸ‘€ Aina Cook β€’ 🎼 Aina's Tantara Taloha β€’ ⏱️ 4:28
🎡 1422 characters
⏱️ 4:28 duration
πŸ†” ID: 30624090

πŸ“œ Lyrics

Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izao ilay iray lasa roa fa efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo hanihany, ireo teny mamy
Dia nanjary niova ho tomany

Averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko

'Zay niainantsika roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo?
'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha

Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
Efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana hisolo toerana
Hiara hanorim-pianam-baovao

Averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko

'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo?
'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha

Ka ho tena namana ho tolorin-tΓ nana no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsiahy

'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo?
'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha

Oh oh ooh oh
Mmm

⏱️ Synced Lyrics

[00:16.13] Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
[00:23.68] Izao ilay iray lasa roa fa efa niova fo
[00:30.96] Ireo sangisangy, ireo hanihany, ireo teny mamy
[00:38.46] Dia nanjary niova ho tomany
[00:46.11] Averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
[00:53.75] Angamba tsy ho tsiniko
[01:00.43] 'Zay niainantsika roa aza avela hifoha
[01:04.37] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[01:08.32] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[01:12.55] Iza moa no nanampo?
[01:15.89] 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
[01:19.84] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[01:23.50] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[01:27.75] Iza moa no nanampo
[01:30.86] Ho tantara taloha
[01:35.92]
[01:43.62] Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
[01:51.19] Efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
[01:58.48] Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana hisolo toerana
[02:05.99] Hiara hanorim-pianam-baovao
[02:14.01] Averiko ilay nindramiko, tsy ho neniko
[02:21.20] Angamba tsy ho tsiniko
[02:28.13] 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
[02:32.10] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[02:35.86] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[02:40.12] Iza moa no nanampo?
[02:43.44] 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
[02:47.25] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[02:51.01] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[02:55.41] Iza moa no nanampo
[02:58.65] Ho tantara taloha
[03:03.81] Ka ho tena namana ho tolorin-tΓ nana no antenaiko
[03:11.04] Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy
[03:18.32] Fitia tsisy ahiahy, ho tsiahy
[03:29.27] 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
[03:32.81] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[03:36.64] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[03:41.13] Iza moa no nanampo?
[03:44.44] 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
[03:48.21] Ny hirako no hiraiko hanadinoko
[03:52.05] Ilay natao tsy hifarana hasambarana
[03:56.49] Iza moa no nanampo
[04:00.80] Ho tantara taloha
[04:09.58] Oh oh ooh oh
[04:17.38] Mmm
[04:21.06]

⭐ Rate These Lyrics

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Average: 0.0/5 β€’ 0 ratings