Home 🎬 Bollywood 🎡 Pakistani 🎀 English Pop

Mi amore

πŸ‘€ Mr Sayda β€’ 🎼 Best Saison 2 β€’ ⏱️ 3:23
🎡 1375 characters
⏱️ 3:23 duration
πŸ†” ID: 30978275

πŸ“œ Lyrics

Na te hangina aza tsy hay tohaina
Fa ny ahy ny foko efa taralila
Nofinofy tsy tambo ho isaina
Tsy ho vitako intsony aloha ilay mandeha ila
Ny fiainako rehefa nidiranao
Milamina be fa tsy mivaralila
Nofenoinao fifaliana aho
Dia nofenoinao hirahira

Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao ka tsy hihafahafa
Hiteny aminao hoe
Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao fa tsy hihafahafa
O mi amore

Efa nofafaiko daholo ny lasako
Satria ianao iny ilay nandrasako
Ampitondraiko ny anarako
Ho soratako aminao ny tantarako
Vohay aho... Haody haody Γ΄
Sokafy ny foko fa efa mihaodihaody Γ΄
Tonga mandondΓ²na anao hitondra love Γ΄
Raha toa manaiky ianao

Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao ka tsy hihafahafa
Hiteny aminao hoe
Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao fa tsy hihafahafa
O mi amore

Na te hangina aza tsy hay tohaina
Fa ny ahy ny foko efa taralila
Nofinofy tsy tambo ho isaina
Tsy ho vitako intsony aloha ilay mandeha ila
Ny fiainako rehefa nidiranao
Milamina be fa tsy mivaralila
Nofenoinao fifaliana aho
Dia nofenoinao hirahira

Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao ka tsy hihafahafa
Hiteny aminao hoe
Fa androany kosa aho tena mahatsapa
Sady te hiantsampy
Eny an-tratranao fa tsy hihafahafa
O mi amore

⭐ Rate These Lyrics

β˜†β˜†β˜†β˜†β˜†
Average: 0.0/5 β€’ 0 ratings