Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Adin-tsaina - Soucis

👤 Erick Manana, Fenoamby, Justin Vali, Régis Gizavo & Dama 🎼 Madagascar All Stars ⏱️ 5:34
🎵 311 characters
⏱️ 5:34 duration
🆔 ID: 3226958

📜 Lyrics

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.

Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany anie
No tena nisompatra.

Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanantsika roa
Nilaozanao amin'izao

Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy.

⏱️ Synced Lyrics

[00:23.85] Raha vao maraina
[00:32.06] Dia lasa ny fisainana
[00:40.28] Mifantoka ato an-tsaina
[00:48.52] Ny tena adim-piainana.
[00:56.71] Tapin-dalan-kaleha
[01:05.87] Ity izaho efa trotraka
[01:15.93] Ianao ihany anie
[01:23.25] No tena nisompatra.
[01:32.39] Izany ve moa
[01:40.65] No mba hany vitanao
[01:48.90] Ny zanantsika roa
[01:58.05] Nilaozanao amin'izao
[02:07.84] Any izao ianao
[02:16.98] Lasan'iny olon'iny
[02:25.20] Moa va adinonao
[02:33.43] Ireto zanatsika dimy.
[02:43.49]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings