Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Ry Malalako

๐Ÿ‘ค Mr Sayda โ€ข ๐ŸŽผ Best Saison 2 โ€ข โฑ๏ธ 4:06
๐ŸŽต 1865 characters
โฑ๏ธ 4:06 duration
๐Ÿ†” ID: 32814215

๐Ÿ“œ Lyrics

Atonich Miuzik
Alefaso Sayda
Hono oa ry malalako
Efa fantatro oe enao no anjarako
Ka androany omeko ny anarako ianao iny e!
Mailamailaka fa ho tantanako
Lay tsy ho ela dia maman'ny zanako
Paradisa izay hifaranako ianao iny e!
Toa manonofy toa voarotsirotsy
De ohatrany tsy handry lay hitositosy
Any aminao e! Sa any amin'ahy e!
De njay fa naneno lay feon-dakilosy
Satria tsika roa efa vonona iroso
Makany amin'ilay e!
Toerana milay e!
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Makaiza ny lalako
Makaiza ny lalako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Mba raiso ny tanako
Mba raiso ny tanako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako
Ouh matoky ny tenako oe zay alehanao alehako
Ka ny fahazazako de ho apetrako eto amin'izay
Ianao efa fantatr'i Dadanay, sady reven'i Mamanay
Ka tsy misy ny mampanahy
Fa ho vady mandrakizay
Toa manonofy toa voarotsirotsy
Toa itako sahady ilay bodifotsy
Iaraha-matory
Iaraha-mifoha
De mibadabada toa feom-boloky
Kodikody tsy mahatokitoky
Sao lahy, ianao io de tsy ho avy
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Makaiza ny lalako
Makaiza ny lalako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Mba raiso ny tanako
Mba raiso ny tanako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Makaiza ny lalako
Makaiza ny lalako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako
Oh ry malalako
Oh ry malalako
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Ohatran'ny midobodoboka ny foko
Mba raiso ny tanako
Mba raiso ny tanako
Alehanao de alehako fa ianao vady reharehako

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings