Oh ry avo
๐ต 1108 characters
โฑ๏ธ 3:42 duration
๐ ID: 7266463
๐ Lyrics
O ry nahary, 'nareo any mbony any
MBA jereo ihany fa mafy ao aloha ao izany
O ry avo indrindra,
Mandahatra ianao ary mandrindra
Arovy NY dia
Ambeno fa sao mikodia!
O mila mitandrina
NY lalana mbola lavitra
O mila maitrika
NY sarotra mbola aharitra
O mila misakra
NY fingana anie tsy voafaritra
Be NY mpanao velam- pandrika
Manafitohana sady mandrangitra
Ref: o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
O mila misaina
NY kinasa tsy maintsy vitaina
O mila miarina
NY tsy mety tsy maintsy hamboarina
O mila mitraka
Raha manompo tsy maintsy mahazaka dona
Mahazaka bagara!
Ref": o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
Vaovao be NY eglizy e!
Tongava rankizy
Ato tsy misy krizy
Tongava daholo mamangy
Bal be NY alahady
Asio vandy fa tena glady!
Izany NY "avia ry mino" o!
Tsy omby Trano NY mpino
Ento ry papa sy mama
Malaky f'aza mihanahana
Tongava fa tsy mialonjafy
Isan'andro ato krisimasy
Tongava raha te ahita
Fiadanana no tadiavinao o!
Isan'andro tsy lany vavaho
Ho lasa olom-banona ianao
Mino dia lasa ohatri'izao
Fiangonana tena mibosy e!
Miracle tsy omby sakosy
Impiry mandalo jesosy
An-tanana daholo NY sosy
MBA jereo ihany fa mafy ao aloha ao izany
O ry avo indrindra,
Mandahatra ianao ary mandrindra
Arovy NY dia
Ambeno fa sao mikodia!
O mila mitandrina
NY lalana mbola lavitra
O mila maitrika
NY sarotra mbola aharitra
O mila misakra
NY fingana anie tsy voafaritra
Be NY mpanao velam- pandrika
Manafitohana sady mandrangitra
Ref: o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
O mila misaina
NY kinasa tsy maintsy vitaina
O mila miarina
NY tsy mety tsy maintsy hamboarina
O mila mitraka
Raha manompo tsy maintsy mahazaka dona
Mahazaka bagara!
Ref": o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
Vaovao be NY eglizy e!
Tongava rankizy
Ato tsy misy krizy
Tongava daholo mamangy
Bal be NY alahady
Asio vandy fa tena glady!
Izany NY "avia ry mino" o!
Tsy omby Trano NY mpino
Ento ry papa sy mama
Malaky f'aza mihanahana
Tongava fa tsy mialonjafy
Isan'andro ato krisimasy
Tongava raha te ahita
Fiadanana no tadiavinao o!
Isan'andro tsy lany vavaho
Ho lasa olom-banona ianao
Mino dia lasa ohatri'izao
Fiangonana tena mibosy e!
Miracle tsy omby sakosy
Impiry mandalo jesosy
An-tanana daholo NY sosy
โฑ๏ธ Synced Lyrics
[00:09.03] O ry nahary, 'nareo any mbony any
[00:11.66] MBA jereo ihany fa mafy ao aloha ao izany
[00:15.50] O ry avo indrindra,
[00:17.40] Mandahatra ianao ary mandrindra
[00:19.65] Arovy NY dia
[00:21.48] Ambeno fa sao mikodia!
[00:23.99] O mila mitandrina
[00:25.55] NY lalana mbola lavitra
[00:28.14] O mila maitrika
[00:29.84] NY sarotra mbola aharitra
[00:32.34] O mila misakra
[00:33.84] NY fingana anie tsy voafaritra
[00:36.28] Be NY mpanao velam- pandrika
[00:37.64] Manafitohana sady mandrangitra
[00:40.41] Ref: o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
[01:00.27] O mila misaina
[01:01.02] NY kinasa tsy maintsy vitaina
[01:01.62] O mila miarina
[01:02.84] NY tsy mety tsy maintsy hamboarina
[01:04.66] O mila mitraka
[01:06.37] Raha manompo tsy maintsy mahazaka dona
[01:11.30] Mahazaka bagara!
[01:13.08] Ref": o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
[02:35.32] Vaovao be NY eglizy e!
[02:36.72] Tongava rankizy
[02:39.08] Ato tsy misy krizy
[02:41.08] Tongava daholo mamangy
[02:44.80] Bal be NY alahady
[02:49.10] Asio vandy fa tena glady!
[02:51.06] Izany NY "avia ry mino" o!
[02:52.83] Tsy omby Trano NY mpino
[02:55.16] Ento ry papa sy mama
[02:57.02] Malaky f'aza mihanahana
[02:59.15] Tongava fa tsy mialonjafy
[03:01.05] Isan'andro ato krisimasy
[03:03.08] Tongava raha te ahita
[03:05.17] Fiadanana no tadiavinao o!
[03:09.26] Isan'andro tsy lany vavaho
[03:11.37] Ho lasa olom-banona ianao
[03:13.26] Mino dia lasa ohatri'izao
[03:15.42] Fiangonana tena mibosy e!
[03:17.21] Miracle tsy omby sakosy
[03:19.35] Impiry mandalo jesosy
[03:21.44] An-tanana daholo NY sosy
[03:31.08]
[00:11.66] MBA jereo ihany fa mafy ao aloha ao izany
[00:15.50] O ry avo indrindra,
[00:17.40] Mandahatra ianao ary mandrindra
[00:19.65] Arovy NY dia
[00:21.48] Ambeno fa sao mikodia!
[00:23.99] O mila mitandrina
[00:25.55] NY lalana mbola lavitra
[00:28.14] O mila maitrika
[00:29.84] NY sarotra mbola aharitra
[00:32.34] O mila misakra
[00:33.84] NY fingana anie tsy voafaritra
[00:36.28] Be NY mpanao velam- pandrika
[00:37.64] Manafitohana sady mandrangitra
[00:40.41] Ref: o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
[01:00.27] O mila misaina
[01:01.02] NY kinasa tsy maintsy vitaina
[01:01.62] O mila miarina
[01:02.84] NY tsy mety tsy maintsy hamboarina
[01:04.66] O mila mitraka
[01:06.37] Raha manompo tsy maintsy mahazaka dona
[01:11.30] Mahazaka bagara!
[01:13.08] Ref": o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any
[02:35.32] Vaovao be NY eglizy e!
[02:36.72] Tongava rankizy
[02:39.08] Ato tsy misy krizy
[02:41.08] Tongava daholo mamangy
[02:44.80] Bal be NY alahady
[02:49.10] Asio vandy fa tena glady!
[02:51.06] Izany NY "avia ry mino" o!
[02:52.83] Tsy omby Trano NY mpino
[02:55.16] Ento ry papa sy mama
[02:57.02] Malaky f'aza mihanahana
[02:59.15] Tongava fa tsy mialonjafy
[03:01.05] Isan'andro ato krisimasy
[03:03.08] Tongava raha te ahita
[03:05.17] Fiadanana no tadiavinao o!
[03:09.26] Isan'andro tsy lany vavaho
[03:11.37] Ho lasa olom-banona ianao
[03:13.26] Mino dia lasa ohatri'izao
[03:15.42] Fiangonana tena mibosy e!
[03:17.21] Miracle tsy omby sakosy
[03:19.35] Impiry mandalo jesosy
[03:21.44] An-tanana daholo NY sosy
[03:31.08]