Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Bio

๐Ÿ‘ค Denise โ€ข ๐ŸŽผ Tsara Joro โ€ข โฑ๏ธ 3:14
๐ŸŽต 1478 characters
โฑ๏ธ 3:14 duration
๐Ÿ†” ID: 7432606

๐Ÿ“œ Lyrics

Denise - "BIO"
Tsy hafoizako aminay agny
Hatsarovako akagny
Tsikitsiky vao mandraigna ah
Masoandro tsy vangaigna ah
Na mbola miady mafy
Mirehareha zao fa gasy
Hafa fogna rรด nintaigna ah
Aza adigno ny niaviagna eh
Zahay na mijalijaly ih
Zahay na tsy zarizary ih
Fa zahay tsy fagnary ih
Fihavanagna natao lova ah
Mampihaiky olo jiaby ih
Koa mbola hatsara-mbiavy ih
Nosy feno hafaliagna ah
Zay mandalo dia tamagna ah
Mbola BIO
Mbola BIO
Gasikara BIO
Raha jiaby BIO
Mbola BIO
Mbola BIO
Gasikara BIO
Raha jiaby BIO
Oh Ya eh Oh
Oh Ya eh
Oh Ya eh oh
Oh Ya eh
Mmmh
Malagasy tsy tia ady ih
Zahay tsy tia maka-lagy
Miavaka ano GASIKARA ah
Zรจgny sendra ano dia tara ah
Zava-boary mahavariagna ah
Kanto sy feno hatsaragna ah
Na mba tsara nin'olo oh
Ninay tsy hamiako oh
Zahay na mijalijaly ih
Zahay na tsy zarizary ih
Fa zahay tsy hifagnary ih
Fihavanagna natao lova ah oh
Mampihaiky olo jiaby ih
Koa mbola hatsara-mbiavy ih
Nosy feno hafaliagna ah
Zay mandalo dia tamagna ah
Mbola BIO
Mbola BIO
Gasikara BIO
Raha jiaby BIO
Mbola BIO (Bio)
Mbola BIO (Bio)
Gasikara BIO (Bio)
Raha jiaby BIO (Bio)
Oh Ya eh Oh
Oh Ya eh
Oh Ya eh oh
Oh Ya eh
Oh Ya eh Oh
Oh Ya eh
Oh Ya eh oh
Oh Ya eh
Mmmh
Welcome to MADA
Ano tongasoa ah
Bienvenue chez moi
Ano tongasoa eh
Welcome tto MADA
Ano tongasoa ah
Bienvenue chez moi
Ano tongasoa eh ohhhhh
Mbola BIO
Mbola BIO
Gasikara BIO
Raha jiaby BIO
Mbola BIO (Bio)
Mbola BIO (Bio)
Gasikara BIO (Bio)
Raha jiaby BIO (Bio)
Oh Ya eh Oh
Oh Ya eh
Oh Ya eh oh
Oh Ya eh

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:00.40] Denise - "BIO"
[00:08.35] Tsy hafoizako aminay agny
[00:11.20] Hatsarovako akagny
[00:13.47] Tsikitsiky vao mandraigna ah
[00:15.36] Masoandro tsy vangaigna ah
[00:17.17] Na mbola miady mafy
[00:19.07] Mirehareha zao fa gasy
[00:21.53] Hafa fogna rรด nintaigna ah
[00:23.90] Aza adigno ny niaviagna eh
[00:26.23] Zahay na mijalijaly ih
[00:28.30] Zahay na tsy zarizary ih
[00:30.72] Fa zahay tsy fagnary ih
[00:33.03] Fihavanagna natao lova ah
[00:35.14] Mampihaiky olo jiaby ih
[00:37.24] Koa mbola hatsara-mbiavy ih
[00:39.51] Nosy feno hafaliagna ah
[00:41.36] Zay mandalo dia tamagna ah
[00:44.08] Mbola BIO
[00:45.86] Mbola BIO
[00:48.29] Gasikara BIO
[00:49.67] Raha jiaby BIO
[00:52.15] Mbola BIO
[00:54.38] Mbola BIO
[00:56.84] Gasikara BIO
[00:58.72] Raha jiaby BIO
[01:01.12] Oh Ya eh Oh
[01:03.38] Oh Ya eh
[01:05.97] Oh Ya eh oh
[01:07.84] Oh Ya eh
[01:09.36] Mmmh
[01:10.45] Malagasy tsy tia ady ih
[01:12.14] Zahay tsy tia maka-lagy
[01:14.10] Miavaka ano GASIKARA ah
[01:16.16] Zรจgny sendra ano dia tara ah
[01:18.81] Zava-boary mahavariagna ah
[01:20.67] Kanto sy feno hatsaragna ah
[01:23.03] Na mba tsara nin'olo oh
[01:24.98] Ninay tsy hamiako oh
[01:27.31] Zahay na mijalijaly ih
[01:29.84] Zahay na tsy zarizary ih
[01:31.92] Fa zahay tsy hifagnary ih
[01:34.31] Fihavanagna natao lova ah oh
[01:36.66] Mampihaiky olo jiaby ih
[01:38.56] Koa mbola hatsara-mbiavy ih
[01:40.85] Nosy feno hafaliagna ah
[01:43.01] Zay mandalo dia tamagna ah
[01:45.07] Mbola BIO
[01:47.22] Mbola BIO
[01:49.49] Gasikara BIO
[01:51.33] Raha jiaby BIO
[01:53.72] Mbola BIO (Bio)
[01:56.27] Mbola BIO (Bio)
[01:58.49] Gasikara BIO (Bio)
[02:00.40] Raha jiaby BIO (Bio)
[02:02.41] Oh Ya eh Oh
[02:04.62] Oh Ya eh
[02:06.12] Oh Ya eh oh
[02:08.30] Oh Ya eh
[02:11.19] Oh Ya eh Oh
[02:13.17] Oh Ya eh
[02:15.36] Oh Ya eh oh
[02:17.84] Oh Ya eh
[02:19.62] Mmmh
[02:20.67] Welcome to MADA
[02:22.71] Ano tongasoa ah
[02:24.82] Bienvenue chez moi
[02:27.04] Ano tongasoa eh
[02:29.24] Welcome tto MADA
[02:31.41] Ano tongasoa ah
[02:33.66] Bienvenue chez moi
[02:35.88] Ano tongasoa eh ohhhhh
[02:38.13] Mbola BIO
[02:39.76] Mbola BIO
[02:41.85] Gasikara BIO
[02:44.09] Raha jiaby BIO
[02:46.32] Mbola BIO (Bio)
[02:48.96] Mbola BIO (Bio)
[02:51.07] Gasikara BIO (Bio)
[02:52.95] Raha jiaby BIO (Bio)
[02:55.56] Oh Ya eh Oh
[02:57.60] Oh Ya eh
[02:59.87] Oh Ya eh oh
[03:01.93] Oh Ya eh
[03:04.50]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings