Home ๐ŸŽฌ Bollywood ๐ŸŽต Pakistani ๐ŸŽค English Pop

Faka Vady

๐Ÿ‘ค Rak Roots โ€ข ๐ŸŽผ Faka Vady โ€ข โฑ๏ธ 4:18
๐ŸŽต 1873 characters
โฑ๏ธ 4:18 duration
๐Ÿ†” ID: 7433368

๐Ÿ“œ Lyrics

Efa zatra loatra miaraka aminao aho
Tsy mety intsony raha vao tsy ianao
Efa Jamba loatra ny @ fisinao aho
Tena lafatra loatra anie
Manembona raha vao tsy eo ianao tiako
Ny anaranao fona no tantaraiko
Ka ho lazaiko anao fa za tsy iala
Tsy iala, tsy iala aminao aho
Aminao za faly
Aminao za Love
Aminao tsy mijaly
Mba sanatria raha mbola iova e!
Amen f'ianao no anjarako
Ny fitiavako anao anie ka mamy
Mamy e! Mamy e!
Mamy e! Mamy e!
Mamy e!
Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
Raha mbola tsy ampy
Dia mbola ampiko
Enao tena tiako
Fa otran'ny toa ny vao omaly anie
'Lay tsika mifampitantana
Eny an-dalambe
Tsika roa samy nankafy de...
Samy naka fafiny e!
Tena mbola tadidiko e!
Tiako ianao ka mba avelao za hiteny
Mamiko iano, averiko ombieny ombieny
Aminao malala iany ah no mahasahy
Miteny oe tena tia
Aminao za faly
Aminao za Love
Aminao tsy mijaly
Mba sanatria raha mbola iova e!
Amen f'ianao no anjarako
Ny fitiavako anao anie ka mamy
Mamy e! Mamy e!
Mamy e! Mamy e!
Mamy e!
Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
Raha mbola tsy ampy
Dia mbola ampiko
(Mamy e! Mamy e!)
Mamy e! Mamy e!
Mamy e! Mamy e!
Mamy e!
Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
Raha mbola tsy ampy
Dia mbola ampiko
Enao tena tiako
Tsy nisalasala rehefa naka anao
Vo nanomboka de itako enao azo atao
Ravakin'ny tokan-tranoko
Tiko ny ho renin-janako
Miara miainga
De miara tafita, miara miosona
Mino aho f'ianao mitsy
Lay itako tanaty nofiko
Miara tonga @ tanjona hirina
Tsika iezaka mafy raha ady e!
Amiko enao le oe faka vady
Aminao za faly
Aminao za Love
Aminao tsy mijaly
Mba sanatria raha mbola iova e!
Amen f'ianao no anjarako
Ny fitiavako anao anie ka mamy
Mamy e! Mamy e!
Mamy e! Mamy e!
Mamy e!
Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
Raha mbola tsy ampy
Dia mbola ampiko
(Mamy e! Mamy e!)
Mamy e! Mamy e!
Mamy e! Mamy e!
Mamy e!
Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
Raha mbola tsy ampy
Dia mbola ampiko
Enao tena tiako

โฑ๏ธ Synced Lyrics

[00:17.02] Efa zatra loatra miaraka aminao aho
[00:21.02] Tsy mety intsony raha vao tsy ianao
[00:24.00] Efa Jamba loatra ny @ fisinao aho
[00:28.09] Tena lafatra loatra anie
[00:32.06] Manembona raha vao tsy eo ianao tiako
[00:36.07] Ny anaranao fona no tantaraiko
[00:39.04] Ka ho lazaiko anao fa za tsy iala
[00:42.01] Tsy iala, tsy iala aminao aho
[00:46.07] Aminao za faly
[00:48.01] Aminao za Love
[00:50.02] Aminao tsy mijaly
[00:51.04] Mba sanatria raha mbola iova e!
[00:54.04] Amen f'ianao no anjarako
[00:58.01] Ny fitiavako anao anie ka mamy
[01:00.05] Mamy e! Mamy e!
[01:02.08] Mamy e! Mamy e!
[01:04.03] Mamy e!
[01:07.07] Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
[01:10.05] Raha mbola tsy ampy
[01:13.09] Dia mbola ampiko
[01:15.02] Enao tena tiako
[01:18.06] Fa otran'ny toa ny vao omaly anie
[01:22.07] 'Lay tsika mifampitantana
[01:23.05] Eny an-dalambe
[01:24.06] Tsika roa samy nankafy de...
[01:26.00] Samy naka fafiny e!
[01:29.07] Tena mbola tadidiko e!
[01:32.03] Tiako ianao ka mba avelao za hiteny
[01:36.00] Mamiko iano, averiko ombieny ombieny
[01:42.07] Aminao malala iany ah no mahasahy
[01:45.05] Miteny oe tena tia
[01:47.02] Aminao za faly
[01:49.00] Aminao za Love
[01:50.05] Aminao tsy mijaly
[01:52.01] Mba sanatria raha mbola iova e!
[01:55.07] Amen f'ianao no anjarako
[01:59.01] Ny fitiavako anao anie ka mamy
[02:01.06] Mamy e! Mamy e!
[02:03.08] Mamy e! Mamy e!
[02:04.09] Mamy e!
[02:07.07] Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
[02:11.00] Raha mbola tsy ampy
[02:12.03] Dia mbola ampiko
[02:14.01] (Mamy e! Mamy e!)
[02:16.01] Mamy e! Mamy e!
[02:18.08] Mamy e! Mamy e!
[02:19.00] Mamy e!
[02:22.05] Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
[02:26.05] Raha mbola tsy ampy
[02:28.05] Dia mbola ampiko
[02:30.05] Enao tena tiako
[02:33.08] Tsy nisalasala rehefa naka anao
[02:36.02] Vo nanomboka de itako enao azo atao
[02:40.02] Ravakin'ny tokan-tranoko
[02:42.03] Tiko ny ho renin-janako
[02:46.08] Miara miainga
[02:49.03] De miara tafita, miara miosona
[02:51.00] Mino aho f'ianao mitsy
[02:53.02] Lay itako tanaty nofiko
[02:54.03] Miara tonga @ tanjona hirina
[02:56.08] Tsika iezaka mafy raha ady e!
[03:00.07] Amiko enao le oe faka vady
[03:02.05] Aminao za faly
[03:04.09] Aminao za Love
[03:05.03] Aminao tsy mijaly
[03:07.07] Mba sanatria raha mbola iova e!
[03:10.06] Amen f'ianao no anjarako
[03:13.05] Ny fitiavako anao anie ka mamy
[03:16.03] Mamy e! Mamy e!
[03:18.05] Mamy e! Mamy e!
[03:19.04] Mamy e!
[03:22.00] Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
[03:26.06] Raha mbola tsy ampy
[03:27.07] Dia mbola ampiko
[03:29.01] (Mamy e! Mamy e!)
[03:31.08] Mamy e! Mamy e!
[03:33.05] Mamy e! Mamy e!
[03:34.01] Mamy e!
[03:37.03] Ny fitiavako anao tsy ho lany e!
[03:40.01] Raha mbola tsy ampy
[03:42.07] Dia mbola ampiko
[03:45.09] Enao tena tiako
[03:48.09]

โญ Rate These Lyrics

โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†โ˜†
Average: 0.0/5 โ€ข 0 ratings